misy scouts ve ?
41. booboo
(
24/02/2005 17:45)
kintanala>inna ty mandalo tsy manao présentation tyyyyy hihihihihi
Ny anà tadidiko tsara ny louveteaux nentiko, dé tsy maintsy maheno mpirahalahy ( maromaro zareo samy louveteaux dôl tsinn )miady. Manao elà an'lé zandriny lé zokiny dé ouz fôna lé zandriny sady masiaka kely " ise ouz cheftaine ôa ! " hihihihi. Zà kosa alou tsy nibedy refa mifanao elà tampoka zareo e !

42. ikaretsaka
(
24/02/2005 19:07)
ny anay ondray de ny mifanohitra @ zany le
ohatran'io an'i artistika io koa hoe bedy raha manao ise fa ialahy ihany!
sarimbikotra ve hono izany manao se izany... ohatran'ny pelaka

43. fijo
(
24/02/2005 20:44)
ny skoty kato tokoa toa tsy manao ise fa toa ialahy ihany.io moa samy amin'ny fombany fa ny zavatra tena tsara dia ny vokatry ny fitaizana azo tao
47. iartistika
(
26/02/2005 10:51)
Le nihinana vary mangotra-tokana tany am-pilasiana no tena dadany 8O
48. booboo
(
26/02/2005 13:37)
ary lé vily maraina, vily atoandro, vily alina ? tsy te-hihinana vilikely tsony nandritra ny 3 volana isaka ny avy milasy :-D :-D
50. nirijimka
(
28/02/2005 06:39)
fa zao aloha e!
zahay ve nama mbô te hidinika ao @ dinika manokanana nefa tsy mety tafiditra mihitsy.
fa ahoan ny fika e!
zany eo ihany fa ny anay tao @ st michel aloha dia tena milay e! misy ny gidragidra fa nisy koa ny tena fiadanana.
ny tena reveko dia ilay manafika louvetaux sy fanilo taminay tany ambohitraivo; mampitahotra sy migafy fotsiny.
nisy bandy sarin-tahotra izay ka alohan'ny niantombohan'ny opération dia hoy lery mantsy anay "andao lesy aloha mivavaka a! ... arahaba ry marie..." (hi! hi!hi!); lasa mompera io bandy io amin'izao fotoana izao.
ny nilay tao koa dia tao ahono niaraka tamin'ny sipa iray masaka be izay, ntsôôô... any ianao zay!!!

51. dadabe
(
28/02/2005 12:28)
booboo> oay !AKELA mantsy e aiza le misoratra anaran??miala tsiny fa tena sahirana d mandalo fotsiny.tsy aleo ve atao hoe ISE de mba milay ny atimaosifera eto e hihihihih tsiky de ampy ee :)
52. yonikafopl
(
28/02/2005 20:48)
dadabe f'hita wa r'ise :-*
booboo, akela balou aty no ekenay teny, babakoto dabaky tsy tianay ireny, hihihih zany mou

54. nirijimka
(
01/03/2005 08:58)
izao mantsy ny tena mampiomehy e!
ny an'ny tily sy mpanazava mba mety ihany ilay hoe "ise". fa ny an'ny Antily: na mompera io , na razoky be efa sola io, na bandy kely mbola mikaka ampataloha dia "ialahy" daholo. milay aloha e

55. booboo
(
01/03/2005 10:06)
yonika>ié zay hihihihi
dadabe>aaa zà tsy akela sady tsy mety aminà lé Akela fa Baloo ihany
nirjimka>efa tafiditra atsy @ lé dinika manokana ve ingahy ? zà koa ara tsy mety tafiditra mitsy

58. dadabe
(
02/03/2005 04:24)
ampiako tosika avy ato afara,yonika,booboo,fijo hafa ihany hoa rehefa samy skoto no tafaraka kle sa ahoana ry BALOU
yonika >....(tohiny)mere louve Baghera no mibaiko hoe miasa,dia fanaovantsoa ......soa ombieny ombieny hihihi :D

59. yonikafopl
(
02/03/2005 18:20)
dadabe, ho fenoiko ny banga
ny fanaovantsoa , hifalianay koa. izahay dia mahay raha hitady remby, soa ombieny ombienyyyyyyy
hatrany hatrany!! vonona!!