misy scouts ve ?
121. Mifenty
(
15/03/2005 09:27)
booboo ah,
fanga mou tsofina am kiririoka refa miantso lovitao???
fanga tsy loup loup loup mou le izy sa ahoana?
tsy aiko andriambelo fa za mowgli de tsy aiko firy fa otrany tsy nitsofana kiririoka zany mitsy aho an.
ny maitso no anaovana ti-taaaaaaaaa-ti-ti kou.
Ndao atao oe lovitao efa tokony ho maitso eh. hiih

122. dadabe
(
15/03/2005 13:06)
mifenty >hain'ialahy lresy zany fa elah efa nanao tonia a,elah kou efa nandalo lovitao (andiany railovy )hihihihi,sokajy tantely ,de....
booboo>vitao aloha vao mihoraka
mifenty>ary le hoe Ankoala no mazana ---miaro ny tia tanindrazana
andriambelo>le eny akaikin'anatirova ve izany e?
(l) milay e
booboo>vitao aloha vao mihoraka
mifenty>ary le hoe Ankoala no mazana ---miaro ny tia tanindrazana
andriambelo>le eny akaikin'anatirova ve izany e?
(l) milay e
123. Mifenty
(
15/03/2005 13:44)
tam zaho voronkely no andiany railovy aho k
fa tam zaho mowgli ndray andiany seeonee k
fa tam zaho mowgli ndray andiany seeonee k
124. yonikafopl
(
15/03/2005 14:48)
mifenty lol !!!!!
ny hiakanay tany @ zetra :(Ambato)
na ho mafy na ho mora tsy maintsy mijoro, zozoro!!
de tam Ala njay:
mifankatia tsy mifankahala, ravinala!!
Misy hiakan'ny tily izay manapa tsinay fa tsy tadidiko tsara.
ny hiakanay tany @ zetra :(Ambato)
na ho mafy na ho mora tsy maintsy mijoro, zozoro!!
de tam Ala njay:
mifankatia tsy mifankahala, ravinala!!
Misy hiakan'ny tily izay manapa tsinay fa tsy tadidiko tsara.
126. yonikafopl
(
15/03/2005 17:13)
dadabe tssss tsy we hanapaka ny tsinain'ny kofa ange za fa za no tapa tsinay rehefa manao ny hiakany zareo e =))
202/20/00/20/02/022/20/022/0200//22/222/2//2202/20/02/022/22/020/20//2220/22/2022/20/02/20// hihihhi
202/20/00/20/02/022/20/022/0200//22/222/2//2202/20/02/022/22/020/20//2220/22/2022/20/02/20// hihihhi
129. Andriambelo
(
16/03/2005 12:46)
Marina tokoa fa tsy dia mampiasa kiririoka ny cheftaine rehefa manao rassemblement fa manao hoe :
louuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuulouuu !
Indraindray ihany iolay ti-taaaaaaa-ti-ti ("L" izany @ morsa)

133. booboo
(
17/03/2005 11:35)
andrimbelo>fa im-piry no manao loup ? misy filoha miteny hoe in-3 ihany dia misy miteny hoe im-7. Izy samy filoha aza tsy nifanaraka :°)
134. Mifenty
(
17/03/2005 12:00)
angamba refa vizana vao ajanona ny loup loup loup ry booboo ah
tena flou ve ny filoha !!!!!
aoana kay ny famahana anle oe codes sy ny sisa am morse eh. Atoroy fa tsy manam-pahalalana eh.
tena flou ve ny filoha !!!!!
aoana kay ny famahana anle oe codes sy ny sisa am morse eh. Atoroy fa tsy manam-pahalalana eh.
135. yonikafopl
(
17/03/2005 15:22)
booboo rehefa manao louplouplouloulouloulou imbedabe de ny louveteau mamaly we yaouyaouyaou
Mifenty tsss efa omena ny codes de mba mampiasa saina amzay eee, raha mahay ny morse point tirer de mandeha ho azy io ka
136. dadabe
(
17/03/2005 16:36)
yonika>sao de inse indray no ampianarin'io fa mifenty anie io e
mifenty > :wink:
andriambelo>efa tokony ho filoha ise
mifenty > :wink:
andriambelo>efa tokony ho filoha ise
137. yonikafopl
(
17/03/2005 17:05)
lebaba hihih haiko ka lol fa za mandona tapany handoavany erany ka :roll:
140. booboo
(
18/03/2005 11:29)
ho ho ho zany oun ry mifenty sy dadabe ? filou oun ny filoha =)) =)) =))