misy scouts ve ?

161. dadabe ( 23/03/2005 13:46)
toa ho raikitra ihany le ekipa virtualy raha izao no mitohy kle
booboo>aiza no misy an'izany fa zah efa te hanao(dinika) :wink: :-D :-D :-D
162. yonikafopl ( 23/03/2005 15:13)
dadabe efa lasa any ny fanasana an'ise de manorata amzay fa efa afaka.
163. fijo ( 23/03/2005 22:19)
hummmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmmm
164. Ramaso ( 24/03/2005 06:48)
ande za hanangana scout sady tsy kato no tsy prot de tsy mifanao "se" na "ialahy" rehefa miresaka fa mifanao "itena"
165. dadabe ( 24/03/2005 08:08)
ramaso >hihihihihihihi
166. Mifenty ( 24/03/2005 09:49)
Marina zany Ramaso ah,

de sady mifanao "ry le tsy vanon'ty kou" sy le oe "ry lelikamaty ty"

ny anarany de atao oe Sokanjo = Skoton'anjano
(anjanomanall io a)
167. dadabe ( 24/03/2005 13:54)
mifenty >hihihihihih elah ty lesss ny lasy amizany ve tsy ho lasa bal populaire
yonika>tsy azoko le fandehan;le fanasana ??????mba hazavao fa tsy arako e
168. yonikafopl ( 24/03/2005 16:11)
hihihihihhhi
vao tonga ramaso de nitondra hevitra vaovao beeee
dadabe afaka manoratra ao am le resaka skoto amzay ise e! sa efa itena mou ? hihihhih ao am resaka manokana .
169. Mifenty ( 24/03/2005 20:43)
ataovy anle reska skoton-dramaso ranga le izy ry le tsy vanona reto a
170. fijo ( 24/03/2005 22:46)
de hiditra ao daholo izany itenisany.
171. dadabe ( 25/03/2005 06:16)
fafako eo daholo tenisany a,ohatrany tsy mahay mihaina le tsivanona ireto :wink: :wink: (l) =))=))
172. booboo ( 25/03/2005 11:49)
tsy mampazoto ny mankato raha ôtra zao no atao lé ! :-w
173. dadabe ( 25/03/2005 14:14)
booboo> :wink:
aoka r'ise zay sao lasa eo booboo anay a :wink:
174. annie ( 25/03/2005 16:34)
zà kou mpanazava,de cheftaine
Ny anay efa lova io, dadanay chef mparitry fianarantsoa de neninay cheftaine kou de nandimby ny zanany.Raha misy manana ilay boky jobily niaraka t@ i chef randria de misy ny sarinay any.
175. Mifenty ( 25/03/2005 18:49)
fa aiza tsara le miditra am le resaka skoto eh

tena tsy tafidiytra aho fa mba tany am le dinika manokana iany le.

nefa efa nampidirana tsara tsy ho diso na ny solonanarana na ny teny miafina.

sa mbola misy hafa atsofoka kou.

inona ny code

Sa misy fanadinana morse klou vao tafiditra?

o radadabe a, aona io fa tsy tafa mitsy aho kle.
176. dadabe ( 26/03/2005 05:20)
mifenty>efa mandejha ilay izy ka,midira ao @le hoe hafatra manokana de ekeo ,na mandehana any @le pejy voalohany (page dakeuil0de misy soratra ery ambany hoe skoto tranainy sy skoto vaovao de+ doubl klikde bla bla amizay elah
annie>njy ve zany flou? :wink:
177. yonikafopl ( 26/03/2005 13:32)
mifenty hihhihih mila fetsepr se vao tafiditra ao hihihihihihihihi
annie faly mahalala anao cheftaine
178. Mifenty ( 26/03/2005 18:17)
inn ndray ry yonikafopl le oe fetsepr ????
179. dadabe ( 27/03/2005 07:29)
He bebe njyy njay zao no nanomboka teo a heheh :-D :-D tena bandinanakivy mitsy kle :wink:
180. Mifenty ( 27/03/2005 13:51)
fa inn radada le oe bandinanakivy?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.5074