PROTESTANT ??????????????????
81. dadabe
(
27/03/2005 14:51)
andraso klou anie e! zah mpianatry ny college sainte chantal soanierana fahiny (katolika)de izahay mivavak eo @"la grottte misy sary vongana .ny tanana2 eo @tratra ary manao amin'ny anarandray sy ny zanaka ....,de miantso hoe masina maria ianao,sady miondrika izahay ,uizany no nampianarin'ny masera anay tao,de avy eo maka le rano kely ao anaty tavoahangy eo alohan'ilay sary vehivavy,de mbola mamerina au nom du pere....(hay taty aoriana de hoe rano voasina hono iny ),ka nahoana no ilazanao fa tsy mivavaka t@sary izahay?maninona no rehefa miantso an'i Maria izahay no mandeha eo anoloan'io la grotte io ?hhmmm tsikitsiky hatrany a :)
83. jentilisa
(
28/03/2005 10:53)
dadabe:
de miantso hoe masina maria ianao,sady miondrika izahay ,izany no nampianarin'ny masera anay tao,de avy eo maka le rano kely ao anaty tavoahangy eo alohan'ilay sary vehivavy,de mbola mamerina au nom du pere....(hay taty aoriana de hoe rano voahasina hono iny ),ka nahoana no ilazanao fa tsy mivavaka t@sary izahay?maninona no rehefa miantso an'i Maria izahay no mandeha eo anoloan'io la grotte io ?hhmmm tsikitsiky hatrany a :)
Koa hono ho'aho, mivavaka amin'ny Masina Aria ve ianao ary? izany hoe Andriamanitra ve aminao i Maria?
84. Narilala
(
28/03/2005 22:20)
Mbola kely loatra angamba i Dadabe fony nianatra tany @ Ste Chantal ka hadinon'i Dadabe izay nampianarina an'i Dadabe tany. Ho an'ny katolika dia Renin'Andriamanitra i Masina Maria, satria i Jesoa dia Andriamanitra, noho izany mendrika ho hajaina. Ary inoan'ny katolika fa raha izy no asaina mangataka @ Jesoa zanany dia hahazo mora foana izay ilaina. Hafa ihany mantsy ny fon-dReny. Raha mahatadidy ny fivavahana hoe "Arahaba , ry Maria" i Dadabe, dia hahita fa tsy misy mihitsy ao manao hoe mivavaka aminao izahay ry Masina Maria, fa hoe: "Masina Maria Renin'Andriamanitra mivavaha ho anay mpanota..."; toraka izany koa ny vavaka hafa izay mangataka ny fitalahoan'i Masina Maria @ Jesoa Zanany. Izany hoe tsy mpanome fahasoavana mihitsy i Masina Maria fa manampy ny olona hahazo haingana izay fahasoavana tadiviny @ Jesoa Zanany. I Jesoa irery ihany no Mpanalalana sy mpanome fahasoavana.
Ho anay Katolika izany dia mendrika ho hajaina i Masina Maria satria Renin'Andriamanitra. Ary isika koa dia natsangan'Andriamanitra ho zanany t@ Batisa noraisintsika, noho izany Renintsika koa i Masina Maria.
Hatreo aloha fa mety mbola hitohy raha manam-potoana aho

85. dadabe
(
29/03/2005 14:28)
Narilala>merci fa tena mazava tsara
jentilisa>zah mihintsy no saika hametraka izany fanontaniana izany taminao,fa raha amiko dia tsy Andriamanitra mihitsy izy ,fa olombelonatahaka ahy sy ianao,fa voafidin'Atra hiteraka an'i Jesoa.koa raha milaza ianareo hoe mangataka amin'ny alalan'i Maria dia midika izany fa afaka mangataka @olombelona izay efa maty ihany koa izany ,...hhmmm...
izao ary (azafady a)mba omeo hoe ny toko sy andininy soratra masina(baiboly)milaza fa tokony hisy intermediaire an'i Maria ny zanak'olombelona rehefa mivavaka?.
Tsy sanatria hanozongozona ny finoana izay efa anananareo ry namana isany fa kosa mampiady hevitra fa te -hahalala ny marina.
:D de ampy a

86. Ramaso
(
30/03/2005 03:10)
dadabe:
koa raha milaza ianareo hoe mangataka amin'ny alalan'i Maria dia midika izany fa afaka mangataka @olombelona izay efa maty ihany koa izany ,...hhmmm...
jesosy ko ange efa maty (vao nitsangana) de nefa sika mbola mangataka vavaka aminy e
dadabe:
izao ary (azafady a)mba omeo hoe ny toko sy andininy soratra masina(baiboly)milaza fa tokony hisy intermediaire an'i Maria ny zanak'olombelona rehefa mivavaka?.
:D de ampy a
Ny ahy aloha aleoko i Marie toy izay pasitera raha hoe tsy maintsy mifidy e..
sady bedebe ange ny olona mivavaka ho an'ny hafa ko voalaza ao anaty baiboly (na i jesosy aza nivavaka ho an'ireo "madinika")
nivavaka ho an' "ireo tsy mahafantatra izay ataony"
Ela io aza no vo oviana no henoko nilaza hoe mivavaha ho anay pasitera a
87. sahary
(
30/03/2005 04:06)
jentilisa : tsy haiko na sarotra raisina ny fanazavako ka tsy azon'ise izay tiako hambara fa izao;ny antony nilazako hoe 0/20 ny naoty dia satria tsy tanteraka isika ,fa samy efa nanota avokoa isika rehetra,kanefa ianao milaza fa kely ihany sisa no tsy tanterakao @ ireo toetra voalaza ao @ galatiana ireo dia ho sanatria ve ianao dia hilaza fa kely sisa dia ho tanteraka,i.e tokony ahazo 18/20,kanefa izao no lazaiko an'ise tsy misy ezaka avy @ ise na dia kely aza ny famonjena,fa fahasoavana omen' @ Atra izany,ka ho ahy manokana dia 0/20 ny naotiko ka izay na angatahako ny fahamarinan'i jesosy izay 20/20 mba omeny ahy,dia izaho ilay nahazo zéro izany dia lasa nahazo 20/20 rehefa miray aminy ka miafina ao aminy ny fiainako.
88. sahary
(
30/03/2005 04:34)
ramaso : amiko dia tsotra fotsiny,ny pasitera na mompera na ireo mpitondra sy mpitantana ary mpiandry ny ondry eto @ izao tontolo izao satria hoy jesosy hoe andraso ny ondriko,ary anjaran'izy ireo ny mikolokolo ny aim-panahin'ireo ondry ireo,ary mivavaka ho an'ireo.Fa @ maha olon-tsotra ahy dia tsy misy olona manelanelana ahy sy jesosy,afaka mivavaka aminy mivantana aho fa tsy mila mpanera;na maka audience.Ary tsy misalasala aho satria fantatro fa Atra ilay hivavahako fa tsy olom-belona
89. Ramaso
(
30/03/2005 05:58)
izay indrindra..
fa moa ve ry sahary tsy manana droit hivavaka ho an'ny "ondriny" ireo olona ireo
na angatahan'ny "ondriny" mba hivavaka ho azy?

90. Narilala
(
30/03/2005 08:19)
Sahary! ianao izany tena tsy mbola niteny t@ olona na t@ namanao hoe mivavaha ho ahy? satria mantsy raha misy fitenana hoe mivavaha ho ahy dia efa mpanelanela sahady ilay olona asaina mivavaka iny. Raha izany koa ange no tena izy dia tsy tokony hivavaka ho an'ny hafa mihitsy ve izany ny tena satria manjary manelanelana na manera araka ny tenin'i Sahary. Kanefa amiko isika rehefa mivavaka tsy tokony ho tia tena, tokony hijery ny hafa koa, mivavaka ho azy. Izaho izao te hangataka @ Sahary hoe: mba ento am-bavaka aho fa tena misedra olana ny fiainako @ izao fotoana izao; dia tsy hivavaka ho ahy ve i Sahary satria manjary manelanelana na manera?
Hoy ny kristianina rehefa milaza momba ny olona maty: lasan'Andriamanitra Ra..., na hoe nantsoin'ny Ray hody any aminy izy. Raha izany no izy dia ireo mpino nodimandry ireo izany ange ka tena mahita an'Andrimanitra mivantana sy akaiky azy noho ny velona ety an-tany e. Satria ho antsika kristianina dia fidirana ho amin'ny fahavelomana mandrakizay ao amin'Andriamnitra ny fahafatesana.

91. Narilala
(
30/03/2005 08:35)

92. Narilala
(
30/03/2005 08:37)

93. jentilisa
(
30/03/2005 10:11)
sahary:
jentilisa : tsy haiko na sarotra raisina ny fanazavako ka tsy azon'ise izay tiako hambara fa izao;ny antony nilazako hoe 0/20 ny naoty dia satria tsy tanteraka isika ,fa samy efa nanota avokoa isika rehetra,kanefa ianao milaza fa kely ihany sisa no tsy tanterakao @ ireo toetra voalaza ao @ galatiana ireo dia ho sanatria ve ianao dia hilaza fa kely sisa dia ho tanteraka,i.e tokony ahazo 18/20,kanefa izao no lazaiko an'ise tsy misy ezaka avy @ ise na dia kely aza ny famonjena,fa fahasoavana omen' @ Atra izany,ka ho ahy manokana dia 0/20 ny naotiko ka izay na angatahako ny fahamarinan'i jesosy izay 20/20 mba omeny ahy,dia izaho ilay nahazo zéro izany dia lasa nahazo 20/20 rehefa miray aminy ka miafina ao aminy ny fiainako.
Tsy hoe fahamarinan'i Jesoa fa fanamarinan'i Jesoa angaha. Hita fa samy manana ny fijery isika ka tsy ilaina intsony ny miady hevitra lalina. Marina tokoa fa tsy misy avy amiko ny fanamarinana fa izany tsy midika hoe dia hijanona eo @zero hatrany aho. Miezaka ihany koa aho ny hampita ny Evanjely @ olona rehetra ary ny tsara indrindra @ izany fampitana izany dia amin'ny alaln'ny toertrako ihany. Manao ahoana moa izany toetra izany? Mbola aharihariko ve ny maha-mpanota ahy? Izaho dia manaiky hatrany ny hamboarin'Andriamanitra sy hohavaoziny mandrakariva. NOho izany dia tefeny koa ny toetrako. Raha lasa manam-pandeferana aho dia ifaliako sy iderako an'Andriamanitra satria niasa tamiko izy izay. Toy izay ny toetra rehetra voalazako ao @ toko efa nolazaiko ihany. Tsy hijanona ho garabola hatrany kosa aho eo amin'ny fiainako. Dia toy izany ihany koa ny tenin'i Paoly manao hoe efa nahatanteraka ny fihazakazahako aho. Misy zavatra rombahina ihany anie izany ao antin'izany e!
94. dadabe
(
30/03/2005 15:13)
jentilisa>marina avokoa ny nolazainao ,fa ny resatsika eto dia hoe:"ahoana ny vavaka misy intermediera?",raha ny soratra masina no ambara na testamenta vao2 na taloha dia tsy misy andalana milaza hoe azon'ny zanak'olombelona atao ny mangataka an'i maria mba hilazany an'i Jesoa ny zavatra iriany .eny fa na dia ny apostoly aza tsy nivavaka t@maria mihitsy .
oviana ary no niditra ny fivavahana t@maria ?
valiny:taty @ taona476 apres Jesus Christ rehefa nomen'ny amperora Justinien fahefana ny evekan'ny roma mba ho filohan'ny eglizy erantany (vakio ny tantaram-piangonana),dia nanomboka nampiditra fombam-pivavahana samy hafa izay tsy voasoratra tao anaty soratra masina(fivavahana t@maria ,ny indulgence,ny fivavavhana @andro alahady ,sns...)
mialatsiny aho fa tsy zah no mamorona fa zah mitatitra fotsiny ny tantara tany aloha ,sao tsy haitsika ny tantara ka dia hitompoteny fantatre isika,noho izany tsy mahagaga raha maro ny olona mivavavaka @maria ary managataka an'i maria mba hivavaka ho azy ,ny marina kokoa ,hitondra ny vavaka izay asandratra ho any @ Jesoa ,tsy misy an'izany nefa ao anaty soratra masina fa vao noforonina izany koa dia anjarantsika ny mandinika na handeha @lalana efa masaka hatramin'ny ela(baiboly) ,na ilay lalana noforonin'olombelona(filozofia).

95. Narilala
(
30/03/2005 16:03)
Ary Dadabe ve mba mivavaka ho an'ny hafa rehefa mivavaka sa dia ho an'ny tenan'ny dadabe fotsiny? Raha dinihina tsara mantsy izay voalazan'i Dadabe dia tokony samy hivavaka ho an'ny tenany ny olona fa tsy misy mifampiangavy vavaka izany. Tsy tokony hivavaka ho an'ny marary izany ohatra i dadabe fa aleo izy hangataka ho an'ny tenany, fa manjary misy mpanelanelana.
Ny olona eo akaikiko eo aza ve asaiko mivavaka ho ahy na ho an'ny hafa ihany koa, mainka ve fa ireo izay efa tena akaikin'Andriamnitra sy mahita azy any an-danitra any no tsy hasaiko hivavaka ho ahy, toa an'i M.Maria ohatra.

96. Narilala
(
30/03/2005 16:06)

97. sahary
(
31/03/2005 04:09)
dadabe : miombo-kevitra tanteraka @ ise aho @ izay zavatra izay.
narilala : mety dia mety tokoa ny mifampivavaka r'ise a!,ary izany indrindra ary no tokony atao,fa isika samy velona io,fa raha ny maty kosa no angatahan'ise mba hivavaka ho an'ise dia tena diso ise satria ny olona maty tsy mahalala n'inn n'inn,ary tsy manana anjara @ izao fiainana izao,koa raha afaka mandre ny vavak'ise ny maty tsy aleony miaro ny taolany tsy ho lasan'ny mpangala-paty.dia ôtran'izany koa,ao @ soratra masina tsy misy milaza hoe nitsangana t@ maty i Maria dia azo ivavahana,ary farany matetika ny olona no milaza hoe masina Maria virijiny.Efa tsy virijiny intsony Maria satria izy efa niteraka maromaro tao aorian'i Jesoa

98. Ramaso
(
31/03/2005 06:41)
ko jesosy efa maty aza mbola angatahanao hivavaka ho anao ko.
hoe vavaka angatahana @ alalany "hono"
hoe vavaka angatahana @ alalany "hono"
99. dadabe
(
31/03/2005 07:19)
narilala>sady mivavaka ho an'ny tenako aho no mivavaka ho an'ny namako,
hoy ianao hoe "aleoko mivavaka @maria satria izy no akaikin'Andriamanitra",ka izay anie r'ise ilay nolazaiko hoe filozofia nampidirina tao @fiangonana katolika e,ary io dia tohanana @fahendrena (filozofia)izay ananan'olombelona saingy mifanohitra @izay voalazan'ny soratra masina,satria tokoa mantsy tsy misy na dia andala iray azaao anaty baibaoly manome baiko manao hoe "mangataha @masina maria fa izy no hilaza @Jesoa zanany mba hotanteraka ny fanirianareo,kka tandremo lahy sao dia voafitaka izaho sy ianao @karazana teny tsara lahatra,nefa tsy avy @soratra masina :D de ampy a