PROTESTANT ??????????????????
102. Ramaso
(
01/04/2005 06:36)
Hoy dadabe:
andala iray azaao anaty baibaoly manome baiko manao hoe "mangataha @masina maria fa izy no hilaza @Jesoa zanany mba hotanteraka ny fanirianareo
ny mason'inonareo indray ary no nampiasainareo mitsamy namakiana baiboly le!
ao anaty baiboly ao mihitsy no misy ny fampakarambady tany Cana..
ny fandehan'ny tantara dia i Masina maria no nilazan'ny pokona sy nilaza t@ jesosy hoe tsy alehany divay ny pokona .. dia novain'i Rajesosy ny rano ho lasa pi!
voavaly ny fanontaniana!
nilaza ny faniriany t@ alalan'i masina maria ny olona dia izy no nampita iznay t@ rajesoa de nataony ny miracle!

104. Narilala
(
01/04/2005 07:45)
Sahary! vakio tsara ny Soratra masina ary diniho izay voalazany. Raha tena hainao ny mamaky ny Soratra masina dia hahita ianao fa kay ve fandalovana fotsiny io fahafatesana io ho an'ny kristianina. Vakio izay voalazan'i Jesoa raha nanangana an'i Lazariosy ho velona izy, ao @ Joany 11: "Izaho no fananganana sy fiainana, hoy ny Tompo, izay mino ahy na maty aza mbola ho velona". Ka raha mino an'i Kristy ianao dia ho velona mandrakizay. Eto izany dia tsy olona maty araka ny filazan'i Sahary azy no angatahako vavaka fa olona velona, ary tena velona mandrakizay eo akaikin'Andriamanitra.
Vakio hatrany amboalohany koa ny Romana toko faha 6, dai ho hitanao fa tsy mba maty izay mino an'i Kristy. Singaniko manoka izay voalaza ao@ andininy faha8: "Ary raha niara-maty tamin'I Kristy isika dia mino fa hiara-belona aminy koa". Ka ahoana no ilazanao fa olona maty no angatahako hivavaka ho ahy? Ireny aza ange akaiky kokoa an'Andrimanitra noho isika e. Fa maninona izy ireny no lazaina fa hoe lasan'Andriamanitra na hoe nantsoin'ny Ray hody any aminy? Ka tsy velona mandrakizzay ve izany izy ireny satria Andriamnitra no niantso azy.
Ary ho an'i Sahary, iza no fiheveran'i Sahary ilay Vehivavy mitafy masoandro ao @ Apokalipsa 12,1-2? Fa maninona no Vehivavy ilay mitafy masoandro fa tsy lehilahy? Maninona izy io no mitafy masoandro, sady izay indray eny @ lanitra?
Izaho aloha tsy mahita ao @ Soratra masina milaza fa niteraka hafa i Maria taorian'i Jesoa. Mba diniho tsara izay voalaza ao fa aza dia maka am-bolony fotsiny. Raha ireo lazain'i Jesoa fa rahalahiny sy anabaviny, dia tsy iza aloha voalohany indrindra no nolazain'i Jesoa t@ iny fa ireo izay mihaino azy sy manao ny sitrapon'Andriamnitra. Tokony ho fantatra ihany koa fa ho an'ny Jiosy dia mitovy amintsika malagasy ny fiantsoana ny cousin cousine: rahalahy sy anabavy.

105. Narilala
(
01/04/2005 07:50)

106. dadabe
(
01/04/2005 16:24)
narilala>mahazo miteny ve zah??? i sahary manko no resahanao fa hiteny kely ahoa fa mialoha an\'izany de...
ramaso>samy manana ny fomba fandinika baiboly marina isika,raha izaho no nadinika io tantara tao kanana io \"ny nanovan\'i Kristy ny rano ho lasa divay dia izao no hevitro(ara-tsoratra masina).Te hampisehop eo anatrehan\'izao tontolo izao Jesoa fa zanak\'A/tra manapahefana,nefa tsy mbola tonga ny fotoany,fa i Maria mbola ni insiste ihany hoe \"ataovy izay asainy ataonareo\",dia marina io voalazan--dramaso io hoe i maria no nilaza t@Jesoa sy nangataka taminy dia nanaiky i Jesoa (araky ny lazain\'i sonwin izay hoe jereo le contexte),zavatra niseho ara-nofo t@fampakarambady io fa tsy misy hifandraisany @resaka fivavahana @zao fotoana izao ,azo porofoina ara-tsoratra masina fa tsy misy intsony andala-tsoratra taorian\'io milaza fa hoe \"dia mbola nagataka indray fanindroany t@Jesoa i Maria ...sa ianao mahita ...?mba ilazao aho klou e :D de ampy a.
narilala>marina mihitsy fa fandalovana ity tany iainantsika ity hoy ny salamo (70 eny 80 taona ny olona raha mateza indrindra),marina mihitsy fa izay mino an\'i Kristy na maty aza dia mbola ho velona indray.Fa zao aloha ny voalaza eto anie ry narilala ka tandindon\'ny batisa e,hhmm niara-maty t@iKristy isika(batisa)ary niara-nitsangana aminy ,satria i Kristy efa maty (3 andro+ 3alina hoy ny sotra masina),izany hoe nilevina 3 andro sy 3 alina tao ankibon\'ny tany,izay vao nitsangana ary nadresy ny fahafatesana,fahafatesana=tambin\'ny ota,izany hoe resin\'i Kristy ny tambin\'ny ota,fandevenana ota =batisa.ataoko fa mazava angamba izay a,fa tsy resaka vavaka mihitsy no resahana eto fa ilay tandindon\'ny batisa.
manaraka:hoy ianao hoe vakio ny apokalypsy 12:1-2\"...vehivavy mitafy masoandro..\",maninona raha tonga dia tsorina hoe i Maria io hihihihi :D de ampy a simple comme bonjour!.
fa zao nefa mila fanazavana mikasika an\'io ianao dia izao no valiny homeko anao:\"Amim-pitiavana be rahalahy narilala no hilazako anao hoe aza mbola mikitika an\'io klou,fa mahamay be io ,ary betsaka ny tsy ahazaka raha tonga dia any @toko faha 12 no asinao hazavaina ,izao mantsy ry narilala,raha mikisaka kely eo ianao ao @apokalypsy 13:18 dia ao ilay tena goavana be \"666\" ka zah mba mangataka ihany hoe aoka koue ,raha azo atao aleo klou miainga any @apokalypsy toko voalohany de mizotra miandalana isika izay vao ho tonga any @toko faha 12 ilay tena tinao (l) hehehe :D de ampy a

107. sahary
(
04/04/2005 04:10)
narilala:mikasika an'ilay vehivavy mitafy masoandro ao @ apokalypsia aloha dia aleo hazavaiko an'ise fohifohy ilay izy na dia sarotra aza satria miresaka faminaniana izy io.Ny fiangonana ao @ soratra masina dia oharina @ vehivavy (ara-paminaniana),izany no mahatonga ny fiangonana ho feminin fa tsy masculin;ny masoandro kosa dia entina milaza an'i kristy na (ny fahamarinan'i kristy),ny vehivavy mitafy masoandro izany de tsy inona fa ny fiangonana mitafy an'i kristy,ajanoko eo ny amin'iny fa mbola resaka lavabe izany ary mety mbola tsy hozakan'ise izao.
Mikasika an'i jesosy sy maria indray,dia tadidio ny tenin'i jesosy mialoha an'io resaka io "ravehivavy moa mifaninona akory isika sy ianao ..."mbola resaka ara-nofo fotsiny ary izany izay midika hoe tsy manana fahefana amiko ianao mantsy an'i maria vao mainka fa ny ara-panahy;dia mba avereno dinihana ny baiboly fa tsy cousin na cousine n'ny jesosy no nitady azy fa ny tena rahalahiny sy anabaviny iray tampo aminy (vakio ny baiboly @ teny frantsay mba hanampy an'ise).

108. Narilala
(
04/04/2005 09:23)
Sahary: tiako dia tiako ny hanohy ity resaka ity sy adihevitra ity, nefa toa mifanipaka be ny fomba fandikantsika ny na fomba fijerintsika ny Soratra masina. Ny fomba nentina nianatra azy koa samy hafa.
Ny tiako ho lazaina an'i Sahary dia izao: raha tena handinika sy hianatra Baiboly ianao ka tena tehahalala ny ny hevitry ny teny sy ny fehezan-teny ao dia tsy maintsy miainga avy @ fototra, izany hoe avy @ fitenenana nandikana azy: ny teny Grika sy hebreo. Miampy izany dia tsy maintsy jerena koa ny contexte. Tsy ampy ary tena tsy ampy hilazana fa hahaizana ny Baiboly raha izay fianarana atao any @ sekoly Alahady ohatra , na any @ katesizy. Fampianarana @ ankapobeny ireny , ary tena tsara na dia tsy ampy aza.
Raha io resaka noresahintsika eo ambony io ohatra no iainganao avy @ teny Grika sy ny fomba fisainana grika dia ho hitanao fa tsy ho araka izay fomba fandikanao azy mihitsy. Asa i Sahary raha mahay teny Grika sy hebreo na dia mamaky fotsiny aza, fa raha izaho aloha mba anisan'ny nianatra manokana momba io. Ka raha mbola mifanipaka be ny fomba fijerintsika sy ny fandraisantsika izay voasoratra ao dia aleo ajanona ny adihevitra. Misaotra

109. Narilala
(
04/04/2005 09:24)

111. dadabe
(
04/04/2005 10:01)
narilala>aza ajanona izany rangah fa tsss !!!nareo kounkou tss!
fa zao aloha e,ho an'i narilala manokana ,ianao ve mino ny filozofia an'olombelona sa ny voalazan'ny soratra masina??
tadidio rahalahy fa ny grika anie raha nananoratra ny baiboly dia t@teny grika ary isika malagasy manana olona avara-pianarana maro nadika azy t@teny gasy koa tsy aleo ve ny fanazavana ao anaty baiboly teny gasy klou no hiaingana e,raha io aza tsy mbola voafehinay ve dia asainao hianatra teny grika sy teny hebreo indray zahay :( :( :(

112. haingo23
(
04/04/2005 12:30)
Na dia manampahaizana toy inona ianao dia tsy afaka mandinika ny baiboly na teny grika na hebreo raha tsy manana ny fanahy masina mitari-dalana anao. Lasa ara-pisainanao fotsiny ilay zavatra avy eo fa tsy avy @ Atra.
Sao dia diso lalana mandalina ka sendra ny hady tsy misy farany ka very fotoana fotsiny izay tsy mitondra anao ho any @ fiainana mandrakizay

113. Narilala
(
04/04/2005 13:06)
Haingo23: nomen'Andriamnitra saina isika , ary natao hampiasaina izany saina izany hampitomboana ny finoana izay hazavain'ny Fanahy Masina mandrakariva. Ka hery avy aiza moa no hahafahako mandalina ny Soratra masina raha tsy misy ny Fanahy Masina ao anatiko ary ny fananana saina matsilo iasan'ny Fanahy Masina no vao mainka mampitombo ny fahalalako sy fahaizako mandray na mahazo izay tian'ny ho lazaina. Samy hafa mihitsy ny olona olona manan-tsaina ka matoky ny fanampiana sy fanilovan'ny Fanahy Masina, sy ny hoe miandry fotsiny izay higadona satria ho avy hono ny Fanahy Masina hanampy azy. Rehefa tsy misasatra ianao dia tsy hisy Fanahy Masina hanampy anao eo, toraka izany koa rehefa tsy ampiasainao ny saina nomena'Andriamanitra anao dia handika vilana ny Soratra masina mandrakariva ianao. Tsy afa-misaraka ny "finoana sy ny asan'ny saina" rehefa mandinika sy mamaky ny baiboly. Rehefa miteny hoe Finoana eto dia tsy sarahina @ izany ny Fanilovan'ny Fanahy Masina, satria ny Soratra masina dia tsy azo sarahina na oviana na oviana @ Fanahy Masina.
114. Narilala
(
04/04/2005 13:09)

115. sahary
(
04/04/2005 14:33)
Narilala : ny tiako ho fantatr'ise de izao na i jesosy aza tany amin'ny taniny rehefa nampianatra ny soratra masina de nolazain'ny fariseo sy ny sadoseo sy ireo mpitondra fivavahana t@ izany fa fanahin'ny demonia no nentiny nampianatra ary izany no anisany ananaran'i jesosy ny mpianatra mba tsy hanaraka ny fampianaran-dry zareo,izany no porofo fa tsy filôzôfian'olombelona na ny fahaizan'ny saina mandinika no hianarana ny soratra masina fa miankina betsaka kokoa @ hery avy any ambony
116. dadabe
(
04/04/2005 15:37)
hhmmm andraso klou zah tsy mbola hiteny,fa mihamafana ny resaka ato.Fa zao klou e ho an'i
narilala>raha resaka finoana r'ise no resahina dia aleo folozofian'ny soratra masina a,izany hoe ny saina mahay manaiky an'izay voalaza ao @soratra masina,tsy mila diploma be (doctorat io),fa na olontsotra manana ny Fanahy masina (araka ny voalazanao)dia afaka mandalina sy manadihady ary mahay manaiky izay voalaza ao.
Izao anefa mila olona voafora fo,izany hoe manana fanetretena,fandeferana,ary mahay manaiky ny tenin'A/tra,ary indrindra voaantso ,voafidy ary mahatoky izay vao afaka mahita ny tena fahamarinana
NB:zah mbola mitady fa tsy mbola marina :D :D de ampy

119. haingo23
(
05/04/2005 09:24)
Aleaoko mangina e! satria tsy hiady hevitra @ izay voalazan'ny baiboly aho
120. dadabe
(
05/04/2005 11:35)
haingo23>aza mamangy eto aza rehefa tsy hiresaka e,hhihihih lasa tsy manome courage enao :( :(