PROTESTANT ??????????????????
122. lilbon
(
07/04/2005 12:37)
Manahoana daholo alou hoz lilbon!
Teny atsipy kely ho an sahary sy n'namanarehetra!
Sadaikatra be ny tenanay nahita ity dinika kely iray ity nefa dé manana teny kely ambara ihany.
Ny zavatra heveriko fa marina dia izao:tany @1°de katolika daholo rehefa kristianina,ary tena niroborobo be mihintsy.Ary 'sika rehetra dé kristianina daholo eny am-piandohana ary koa katolika daholo.Taty aoriana anefa indrisy dé nifangaro tao daholo ny ratsy sy ny tsara rehetra.exemple lasa natao ho fitadiavam-bola koa ny FIVAVAHANA i.e nararaotina ny finoan'ny be sy ny maro hitadiavana vola,satria...manarak'izany i Md Lotera ilay mpisitaka 1er izany dia nitsipaka ireo zavatra ireo,Moa ve misy hafa @ilay nataon'iJESOA T@ izy nandrava ireo mpivarotra teo an-tokotanim-piangonana ka nitenenany hoe ravaiko ao anatin'indray mipi-maso ny fiangonana ary hareniko ao anatin'ny telo andro.ref'zay dé mba mitovitovy @zay ko nonataon'i lLOTERA,CALVIN,ar ny sasany.notsipahany ny sasantsasany tao @dogme catholika .NANARAK'IZANY De niady fotsiny 'sik olombelona fa hoé diso i rangah na i ramatoa nefa dia ny hevitr'olombelona nanaao ny dogme samihafa no tsy mitovy hevitra.kou tsy aleo ve mihavana tsotra tsy de miady hevitra loatra @ity finoana ity fa mampiteniteny foana ange izy io 'ndraindray e! :)

126. annie
(
08/04/2005 22:45)
aza miady ny ho lohany sy ny farany fa Aa iray ihany no hivavahana!voalaza ao @ baiboly fa ny finoana de ho iray ihany any amparany any!
Tsy misy mihintsy hoe enao katolika de mandehana etsy ankavanana,ary enao katolika de mandehana etsy ankavia,Iray ihany no tanjona de ny hoe hiaraka Aa sy jesosy ary ireo olona efa voafidy daholo rehefa tonga ny tany vaovao izay nampanatenana antsika

129. annie
(
11/04/2005 09:13)
ny ahy aloha na voalohany ny katôlika na farany ny protestante de tokana ihany ny ahy
Aa iray ihany!ny hiadivako mafy de ny ahavoavonjy ahy ho any @ paradisa

131. dadabe
(
11/04/2005 11:05)
:lol: :lol: :lol: fa angah hisy debat intsony lety any an,efa samy tafita kou mbola asiana debat ve,indrisy manko fa paradisa ny any :wink:
132. sahary
(
13/04/2005 04:18)
Dadabe : mety mbola misy debat any fa debat mafinaritra b de ts'isy tezitra ntsony,fa debat miaraka @ anjely.
Ts'itan'la hoe milay b ve zany aloha,sa ahoana less!