PROTESTANT ??????????????????
41. Ramaso
(
22/02/2005 05:15)
ny atao hoe protestant de satria izy ni proteste cekezem mba hahafahany manao cekezem..fa ny teo ihany no teo!
miala salaka de miditra pataloha!
zay fotsiny.. fa samy voafono ny zizi
miala salaka de miditra pataloha!
zay fotsiny.. fa samy voafono ny zizi
46. sahary
(
23/02/2005 03:49)
ramaso,tsy nataotao foana io anaran'la io kay fa tena mahitahita tokoa knou
47. ikaretsaka
(
23/02/2005 08:44)
pitchou:
ka inn no mety kokoa: ny salaka sa ny pataloha?
amiko dia mitovy io fa tsy sahala
satria samy manakona ny tiana takomana
50. jentilisa
(
25/02/2005 16:18)
sahary:
sady ny ankamaroan'ny mpino @ izao fotoana izao rehefa anontaniana hoe inona no nahatonga anao ho protestant na katolika ohatra ,dia ny navalin'ny maro dia ny hoe "SATRIA IO NO FIVAVAHAN'NY RAZAM-BENAY,NY RAY AMAN-DRENINAY,...DIA IZAY KOA NO ARAHANAY".Izany hoe tsy misy faharesen-dahatra mihintsy fa lasa fahazarana fotsiny
Voalohany, raha tafajanona amin'ny fiangonana misy azy ny olona iray ka efa tao ny ray aman-dreniny dia
satria efa notezaina tao izy. Iny no namolavola azy koa io dia araka raka ny namolavolana ny tsirairay ihany. Izaho efa nahita olona protestanta nandefa ny zanany iray hianatra any amin'ny advantista. Io zanany io amin'izao fotoana izao ny advantista ao amin'ny fianakaviana fa ny sisa dia mbola protestanta ihany. Raha miteny izany ny olona dia fitokisany ihany koa ny lalana natonf=dron'ny ray aman-dreniny azy koa raha tsy fandresen-dahatra mahery vaika sarotra ihany izany hoe hiova fiangonana izany; Ary ny atao hoe protestanta dia tsy ilay heviny hoe manohitra intsony no atao be ao an-tsaina fa misy ihany koa ny heviny faharoa efa napetraky ny teolojiana hoe pro-tester izay natao ny hoe tsapaina mandrakariva ary ny fijoroana vavolombelona ataon'ny trsirairay; ny tester moa mifanakaiky amin'ny hoe testament ihany koa izany hoe fijoroana vavolombelona amin'ny filazantsaran'i Kristy. Tsy natao hanohitra intsony ny hevitry ny teny fa noraisina hoe sahy mijoro hotsapaina amn'ny alalan'ny Filazantsara.
51. pitchou
(
25/02/2005 19:54)
karetsaka> kou raha mitovy aza d salaka anaovana fa aza manao pataloha! tandremo fotsiny sao mivaha le izy rehefa midina ny fiarakaretsaka ka latsaka eo @lalana fa lazain'ny olona ho manao atteinte à la pudeur an!
53. Lallah
(
05/03/2005 03:50)
Ny protestant dia araka ny anarany io ihany. Nanohitra izy raha nisy tsy nifanaraka tamin'ny eritreriny tany aloha tany.
Raha misy mahalala ny tantaran'ny eglizy dia izay no mety hitondra valin-teny mazava. Vitsy anefa ny mpitondra ao amin'ny Protestant ao no mampianatra an'io tantaran'ny fiangonana io. Ny Katolika dia mampianatra foana ary raha misy ny fihaonana dia manazava ny antony maha Katolika azy ny Katolika fa ny hafa kosa tsy misy milaza fa dia Protestant fotsiny izao hono.
Tsarovy anefa fa ny Fanahy Masina sy ny Fanahy Tsara dia tsy miady ary tsy tia ady. Ny mifanohitra amin'izay aza no misy : miezaka ny mitady ny mahasoa tsy hisian'ny fisamahana. Tamin'izany andro izany dia teo ny hoe Zarazarao hanjakana ny fiangonana ary dia samy miezaka ny handrirotra tombotsoa kely ao ka niendrika Bizna araka ny tenin'izay olona izay. Raha toa izany ka atao hoe Fanahy tsara no teo amin'ilay nitarika ny fisarahana dia ninoana fa tsy hanakiana izy, tsy hanaratsy ihany koa indrindra indrindra.
Porofon'izany ireo mpitondra fiangonana protestanta izay mandrato fianarana any amin'ireo Université Catholique marerana izao tontolo izao. Porofon'izany ihany koa ireo protestanta izay mandefa ny zanany any amin'ny sekoly Katolika ... Inona no dikan'izany hoy ianareo ? Mbola mahasoa izany ny fanabeazana Katolika hatramin'izao. Raha miverina any aloha be tany izany isika dia maka repère amin'izao ankehitriny izao dia hita fa ny zarazarao hanjakana no nanesika ilay olona nitarika fisitahana tany am-boalohany tany. Simulitude hoy ny teny frantsay.
Izaho mahalala diakona FJKM. Lahitokana ny zanany. Mpianatry ry Masera Cluny tamin'ny mbola garabola, Nampanohizina tao amin'ny St Michel Amparibe dia afaka bacc tao ary tena mention Très Bien aza. Lasa nahazo bourse any am-pita izy zao dia manaraka hatrany ny fivavahana katolika ... Ary sahy miteny izy hoe tsy nanana profil toy izao aho hoy izy raha tsy tao amin'ny fiangonana Katolika eny fa na ny ray aman-dreniny aza dia niloa-bava hoe Raha nalefa tao am Rasalama io hoy ry zareo dia tsy ho tafavoaka.
Inona no mbola dikan'izany rehetra izany hoy ianareo rey olona ? Na eo aza ireo milofo be amin'izay atao rehetra raha tsy ao ny Fanahy Masina miahy dia ho sasa-poana eo amin'ny ezaka izay atao.
Sa ahoana hoy ianareo ?

54. dadabe
(
05/03/2005 08:17)
Marina izany ry Lallah-kely.
Omeo anay ilay adiresinao fa ianao toa tsy mamaly mihintsy ao amin'ny namana ao. Sady manidy trano be.

55. hokanchec
(
07/03/2005 12:44)
raha ity loahevitra ity no jerena sy lalinina
ankaiky dia tena tsy misy KRISTIANINA ianareo
rehetra mamaly sy midika amin'ITY ADY HEVITRA ITY
TSOTRA NY VALINY
1°) AIZA AHO ANATY BAIBOLY NO MISY HOE (KATOLIAKA?
PROTESTANTA ? ADVANTISTA ? JESOSY MAMONJY ? APOKALYPSY ?
Tsy misy na dia iray amin'izany aho ( omeo ny toko sy andininy ) fa kosa raha mandalina ny FANAMANBARANA Ihanareo na ny APOKALYPSY dia any ireo
no hitananreo raha tsy mahay io koa anefa dia tsy ahazo io mihintsy na ho aiza na ho aiza satria aho
no misy ny atao hoe FIANGONANA FITO ( SARIDISY,TIATIRA,FILADELFIA ETC.... ) aho no misy ny
tantaran'ny FIANGONANA HATRAMIN'IZAO KA HATRIZAY
noho izany Rediredy fotsiny raha toa ka ilaza fa izaho dia KATOLIKA, PROTESTANT etc.....
Amin'ANDRIAMANITRA dia na hianao MINO na TSY MINO
NY ZANANY LAHY TOKANA izay maty ka nisolo ny HELOKAO
tamin'ny FAHOTANAO (KRISTIOANINA IO LAZAIKO IO )
raha MUSULMAN ? BOUDAH ? ETC.... Ihanao dia AFERANAO
MANOKANA INDRAY IZANY
DIA MAZOTO MINO ARY RE RAHAVANA ISANY
HOY PAPA HOCANHEK

56. jentilisa
(
16/03/2005 09:43)
Lallah:
Ny protestant dia araka ny anarany io ihany. Nanohitra izy raha nisy tsy nifanaraka tamin'ny eritreriny tany aloha tany.
Tokony hahafantatra avokoa isika fa Lotera no niatombohan'ny protestantisma fantatra na dia efa nisy aza izany Jan Huss izany sy ny hafa. Ny tiako lazaina dia tsy voatery hoe tsy nyfanaraka tamin'ny eritreriny ny tany aloha tany. Nanohitra ny fanambakana ny olona i Lotera. Notoheriny ny fividianana fanavotana. Izany no nahatonga azy nanoratra ny hoe Ny Finoana ihany( dia mahavonjy) fa tsy vidiam-bola io.
Vitsy anefa ny mpitondra ao amin'ny Protestant ao no mampianatra an'io tantaran'ny fiangonana io.
Mijere eny amin'ny fivarotam-boky fa misy tantaran'ny fiangonana any. Ny protestanta no tsy te-hitabataba intsony ny anton'ny fisarahana satria tantara efa lasa iny. Na izany aza, aza mieritreritra fa tsy fantatry ny protestanta ny tantaran'ny fiangonana. Fijery iarahana izao no tsara atao fa tsy fijery isarahana intsony.
Raha toa izany ka atao hoe Fanahy tsara no teo amin'ilay nitarika ny fisarahana dia ninoana fa tsy hanakiana izy, tsy hanaratsy ihany koa indrindra indrindra.
Mamerina ihany aho hoe vakio ny tantaran'i Lotera satria izy izany no "nitarika ny fisarahana". Tsarovy fa tamin'izany fotoana izany dia kamo nitarika fotoam-pivavahana ny mpitondra fivavahana tamin'izany fotoana izany. 15 mn dia efa vita ny litorjia manontolo tany Italia. Ala safay izany tamin'i Lotera. Raha nanao fanompoana izy dia notanterahany an-tsakany sy an-davany ny litorjia napetraky ny katolika satria mopera katolika izy aloha ( tadidio izay). Ary raha mijery ianao amin'izao fotoana saiky efa tanteraka avokoa anie ny notakian'i Lotera tamin'izany fotoana e!
Mbola mahasoa izany ny fanabeazana Katolika hatramin'izao. Raha miverina any aloha be tany izany isika dia maka repère amin'izao ankehitriny izao dia hita fa ny zarazarao hanjakana no nanesika ilay olona nitarika fisitahana tany am-boalohany tany. Simulitude hoy ny teny frantsay.
Tsarovy fa ny sekoly no fitaovana tsara indrindra nanoherana ny "protestanta" tamin'izany.
Raha nalefa tao am Rasalama io hoy ry zareo dia tsy ho tafavoaka.
Lazaiko anao fa ny Fitondrana Frantsay no namotika ny sekoly protestanta teto Madagasikara voalohany satria nanelingelina ny tombotsoany teto. Mbola mizaka izany izy hatramin'izao.
Na eo aza ireo milofo be amin'izay atao rehetra raha tsy ao ny Fanahy Masina miahy dia ho sasa-poana eo amin'ny ezaka izay atao.
Toy ny milaza ianao izany fa tsy misy Fanahy Masina ao amin'ny Fiangonana protestanta sy ny protestanta?
57. jentilisa
(
16/03/2005 09:48)
hokanchec:
raha ity loahevitra ity no jerena sy lalinina
ankaiky dia tena tsy misy KRISTIANINA ianareo
rehetra mamaly sy midika amin'ITY ADY HEVITRA ITY
TSOTRA NY VALINY
1°) AIZA AHO ANATY BAIBOLY NO MISY HOE (KATOLIAKA?
PROTESTANTA ? ADVANTISTA ? JESOSY MAMONJY ? APOKALYPSY ?
Tsy misy na dia iray amin'izany aho ( omeo ny toko sy andininy ) fa kosa raha mandalina ny FANAMANBARANA Ihanareo na ny APOKALYPSY dia any ireo
no hitananreo raha tsy mahay io koa anefa dia tsy ahazo io mihintsy na ho aiza na ho aiza satria aho
no misy ny atao hoe FIANGONANA FITO ( SARIDISY,TIATIRA,FILADELFIA ETC.... ) aho no misy ny
tantaran'ny FIANGONANA HATRAMIN'IZAO KA HATRIZAY
noho izany Rediredy fotsiny raha toa ka ilaza fa izaho dia KATOLIKA, PROTESTANT etc.....
Amin'ANDRIAMANITRA dia na hianao MINO na TSY MINO
NY ZANANY LAHY TOKANA izay maty ka nisolo ny HELOKAO
tamin'ny FAHOTANAO (KRISTIOANINA IO LAZAIKO IO )
raha MUSULMAN ? BOUDAH ? ETC.... Ihanao dia AFERANAO
MANOKANA INDRAY IZANY
DIA MAZOTO MINO ARY RE RAHAVANA ISANY
HOY PAPA HOCANHEK
58. jentilisa
(
16/03/2005 09:54)
Aza fady fa diso fanidy bokotra aho. Ny saiky hovaliana dia hoe tsy milaza ny tantaran'ny Fiangonana izany ny hoe filadelfia e! sardisy e! tiarira sy ny karazany hafa. Ny toe-ponao olona tsirairay miditra am-piangonana no lazainy sy ny endrika Litorjia tokony asandratra ho an'Andriamanitra. Izay zavatra fohy izay no ambarako dia ivereno vakiana indray ny voasoratra ao amin'ny Apokalipsy. Raha misy te-handalina bebe kokoa dia manorata amiko fa hamaly anao aho na dia ny fanontaniana mety hoheverinao ho sarotra aza. Zay e!
59. jentilisa
(
16/03/2005 09:55)

60. sahary
(
22/03/2005 03:51)
jentilisa ;azafady fa mety hadinon'ise angamba,fa ireo fiangonana fito ao @ apokalipsy ireo dia tena milaza ny fiangonana izay misy @ zao fotoana izao,raha sitrak'ise dia mba avereno halalinina ny daty,ny fotoana,ny zava-nitranga t@ ireo vanim-potoana ireo fa misy daty ara-paminaniana mazava tsara ao.Ary ny tantara misy antsika izao dia eo @lay fiangonana fahafito (laodikia)io ny fiangonana farany ,tsy hisy intsony ankoatr'io intsony.
MISAOTRA
MISAOTRA