mampirafy

95. fijo
(
16/03/2005 23:15)
ratsy anie le saropiaro e.ianao tsy ahita izay misy any ka harary loha fotsiny eo.tsy aleo milamina dia manao izay mety.

96. poupounesana
(
20/03/2005 06:21)
marina alo zany e! ary refa misy indisy kely madinidinika d mbola tsy shar ihany v fijo?

98. fijo
(
24/03/2005 23:48)
de mba lasa koa ny tena manao indisy kely matetika ko.hita eo izay tsy mahatanty.

99. mimiando
(
26/03/2005 01:59)
mba miova kely amin'ny mahazatra dia mba maka kely any amin'ny hafa e. Raha zatra mihinana hena ritra ianao dia mba hovana anana rony indray aloha sa ahoana!

100. poupounesana
(
28/03/2005 10:01)
zay zany koa! samia manao zany zay matanty mahazo vady bdb zany! zay tsy matanty marary fo!
hitako avy eto anefa fa nareo lelà reo no tsy hatanty voalohany
hitako avy eto anefa fa nareo lelà reo no tsy hatanty voalohany