mampirafy

1. xxx ( 22/01/2005 05:11)
fa maninona kay ny lehilahy no tia mmpirafy
répondu par zandrikely le 24/05/2005 14:05
2. xxx ( 22/01/2005 06:02)
Zaalou lelà fa zà sady tsy mapirafy no tsy tia mapirafy e. tsy azo généraliserna.
3. poupounesana ( 22/01/2005 06:33)
ie fa maninn tokoa wà eh?
misy manko mampirafy satria misy olana ny coupleny fa misy d TIA an\'io mitsy (adalambehivavy zany eh?)
4. ja ( 22/01/2005 14:37)
tsy haiko koa
5. vegas ( 22/01/2005 14:58)
Tsisy te ampirafy zany kosa ry zareo a. Aiza kosa de oe tiana?
6. ikalasipa ( 22/01/2005 21:20)
le izy koa indrai2 ianao misy olona tena mahafinaritra b anao na nirinao niarahana atrizay mifanena tampoka eny dia lasa soavaly tapa-kofehy é!
7. poupounesana ( 23/01/2005 07:27)
hay veeeeeeeeeeeeeeeh?
8. ja ( 23/01/2005 19:32)
aza mba tratrany ihany
9. mihanta ( 24/01/2005 09:39)
le coeur a ses raisons hono ...fa inn tokoa aza ny antony :?:
10. yonikafopl ( 24/01/2005 17:04)
ramaso a! ka tsy hisy mihintsy anie ny ampy raha mbola eto an-tany e!! dia hampirafy daholo izany? , mba mahaiza mionona sy manatsara izay kely ananana
11. mihanta ( 25/01/2005 13:26)
ny fahaiza mionona no zava dehibe klou é
12. mihanta ( 25/01/2005 14:09)
hihihih njainjay aleo mitelin drora :-D
13. kinaoly ( 25/01/2005 16:39)
mihanta> le coeur a ses raisons k la raison ne comprend pas :-D fa ny lhl hono mi-raisonne @ hormones (testostérones njinjanjinja) fa tsy @ sainy :twisted:
14. chipie1 ( 25/01/2005 18:40)
kinaoly> :-D :-P :wink:
15. mihanta ( 25/01/2005 21:18)
hahahahaha aza mampime ramaso
16. fijo ( 25/01/2005 22:53)
le fanontaniana dioa hoe \"fa maninona kay ny LEHILAHY no tia mampirafy\"
valiny satria misy VEHIVAVY manaiky ampirafesina.
tsy le tompombady io fa ilay iraika vavy ivelany.
17. yonikafopl ( 25/01/2005 23:03)
fijo de awona ny @ ilay tompom-bady??
18. ikaretsaka ( 25/01/2005 23:10)
mety hoe tsy misy idirany loatra angamba raha tsy ilay part heo tsy mahatanty sy mahatratar raha ankiafian o anaovan\'ilay vadiny azy
19. kilimity1 ( 26/01/2005 16:16)
tsy voatery hoe ilay lehilahy no misy tsy fahampiana fa misy koa vehivavy tsy ampy raha any ho any dia mikôty bandy, ka le bandy rehefa ela ny ela de roboka ihany na efa manambady aza
20. cutie ( 26/01/2005 22:00)
anga voatery tsy maintsy we rehefa manambady no mampirafy misy aza ny mpisipa mampirafy kou . lollllllllllllllll
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.303