mampirafy

21. fijo ( 26/01/2005 22:28)
yonika io voalazan\'ika io
22. poupounesana ( 27/01/2005 07:44)
ty théorie ty henoko t@oll fa tsy zà no nahita azy han!
matoa hono ny lelà mampirafy d satria ny vehivavy hono betsaka noho ny lelà
fa maninn hono ny vehivavy betska noho ny lelà? satria ny anakamaraon\'ny lelà misotro toakab! nefa jereo daolo anie ny zanaky ny oll mpisotro toaka rah tsy vavy daolo ny zanany eh!(parenthèse iny)
mampirafy hono ny lelà satria manjary misy vhv tsy mahzo vady! d nendry zareo hono ny equation d hoe lelà iray hono hoan\'ny vhv 4 d rah vo misy lelà fidèle iray hono d very le vhv 3
zà alou tsy d\'accord @io théorie io fa matoa io nentiko teto d ny mba hilazanareo ny hevitrareo momba an\'io!

23. kinaoly ( 27/01/2005 11:10)
ramaso> tsy hisy ol hifampikôty kosa alou raha tsy mandalo @ bika klou e, normaly be ny sipa raha miraisonne @bika, arakarataré vônjavatra :-P ,
ny difference de ny vhv afaka mamehy tena (we hay efa tsara za zany anjoany de tsy kitihina tsony ny bika) fa ny lhl (sasany lol) tsy afaka (we na efa manana sipa na vady ou autre azany de ny appel-ny hormone-kou tsy mentsy valina :^) )
24. ikaretsaka ( 27/01/2005 15:46)
antony bedebe io ary efa resaka nandehandeha teto ihany.. tsy avis ko za manokana ireto fa fanakambanana ireo valiny efa nandalo tato!

-Misy aloha ilay fitadiavana ilay mi manquer: instinct naturel io ary de preservation! ... io ilay heo rehefa noana ka tsy avela mihinana ny sakafo nefa hita izao fa misy ao an-trano.. dia normale ny fandehanano misakafo any ivelany... Ny vahaolana dia raha noana ao antokatranony NA NOANA INONA IO NA INONA dia ny FANOMEZANA !(efa resak\'olona teto io)

-misy koa ny efa voky hatrany an-tranony fa raha sendra sakafo manjamanja eny andalana dia mamely mahita kaly dia mamely.. ohatranao io heo efa voky tany an-trano fa manitra be ny fofon\'ilay menakely vao endasina eo @ le mpivarotra dia mividy ihany ianao dia mihinana ( aza mandainga fa samy efa nanao izany aby)---> efa resaka teto kao io

-de io lazain\'i poupounesana io hoe maro ny vavy nnohon\'ny dia manjary tsy mahazo zara \"hono\" ny sasany dia misy lehilahy volontaire mba mizara izay ananay ho an\'ny hafa!
25. fijo ( 27/01/2005 22:40)
marina aby izany ka.
26. dezy ( 28/01/2005 09:50)
oway klé de iaza doly zany le 4 anjarako??? nisy nitsaingoka zany knou :-P
27. booboo ( 28/01/2005 14:03)
:-D
28. chipie1 ( 28/01/2005 15:21)
ka sao de nichanana touah de nisy nitsaingoka tao :-P :-P :-D
29. kilimity1 ( 28/01/2005 15:24)
Ka tsy ho vao maika ho lany tamingana ny lehilahy raha vehivavy 4 no ao aminy isan\'andro isan\'andro izao?
30. fijo ( 31/01/2005 23:50)
marina izany radezy.
iza doholy ny efabavy hoa ato le?,?
aleo vinavinaiko.i.... ok de i .... ya.de i ..... hummm de i ........ ao tsara.de i ........ kay efa mihoatra le.tsss raisiko ihany rangahy an.
31. fijo ( 01/02/2005 05:35)
iza letia izany rakary izany an
32. poupounesana ( 01/02/2005 06:15)
reto koa mora aodina tssssss!
tndermo ihany ny fahasalamana eh
33. kinaoly ( 01/02/2005 06:31)
chipie1> efa fikenouna ngamba lery de notschoufin'ol ny jiro :^)
34. mihanta ( 01/02/2005 12:37)
hihihi,iza njay zany ela fikenona zany
35. malalasoa ( 01/02/2005 14:34)
Resak'olona mba entiko eto ity, mey koa hono misy zavatra tadiavinao, nefa ilay olona miaraka aminao tsy manana fahafahana manome izay tadiavinao dia lasa ianao mankany an-kafa, mifandray @ le resaka tsy fahampiana ihany mùoa fa mba hafa ny filazany azy.
36. kinaoly ( 01/02/2005 19:21)
mihanta> zao lasan'ny ol zao ny anjarany hihihi i dezy :lol:
37. fijo ( 01/02/2005 22:26)
poupou nga nanodina indray
38. Dezy ( 02/02/2005 10:22)
kinaoly> ka za tsy mba mikonendina kely ny karakara zis syny namany kou kay nisy maingoka tao hihihihi
39. kinaoly ( 02/02/2005 11:15)
dezy> de vôpengontra tao ry zavavy zany ?
40. mihanta ( 02/02/2005 18:53)
dezy b kabary ela loatra nareo :P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3266