mampirafy

61. Ramaso ( 12/02/2005 07:11)
poupou> misy kopy fa mody fanina ka!
62. poupounesana ( 12/02/2005 08:26)
misy fa vitsy! fa maivandoha alou zany ireo vitsy ireo
63. Ramaso ( 14/02/2005 03:28)
betsaka an.. bedebe ny sipa na bandy kopy hoe efa manambady amanjanaka ilay bandy na sipa iatahany fa lasa foana zao!
Vorona matavy koh!
64. poupounesana ( 14/02/2005 06:19)
nendramaso koa d sira sy dipoivitra mitsy kah! vitsy hoà ireny fa tsy betsaka zany!
65. Dezy ( 14/02/2005 11:40)
poupou>ka reo sira sy dipoivitra lazainao reo mihitsy no mahatonga ny oul(na lahy na vavy ) mampirafy satria reo no manome tsiro ny loka ,ra miampy tongolo moa de haoka fotsiny!!!!!
66. fijo ( 15/02/2005 00:05)
misaotra letsy dezy an.marina izany.
poupou tena tsy malahelo fa lasa izahay an.tsofy rano tsara sao manahirana e
67. poupounesana ( 16/02/2005 06:52)
dezy , d maninn anefa raha le vady ao antrano no asiana sira sy dipoivtra fa tsy mbola hisahirana hitady oll any ivelany asiana an'zany?
fijo, fa maninn ary zà no irianao halahelo? eo ary fa tsofiko mafy indray mandeh indray ny rano eh! sao d tsy henonao tsara manko le tsodrano voalohany iny! zay rassuré @zay v toi eh? :wink: :-D :-D
68. fijo ( 16/02/2005 23:54)
eny ary fa hiverenako ihany iano rehefa hoatr'izay e
69. dadabe ( 17/02/2005 09:54)
aza mitsoka mafy sao tsy rano no mivoaka eo de lasankovavany fotsiny
70. poupounesana ( 17/02/2005 17:29)
fijo zé tianao atao eh! :lol: matahotra anefa aho fa mety tsy eo intosny refa hiverina enao koa

dadabe tsy maintsy atao mafy ry dadabe fa somary insensible ihany le oll tsofandrano koa =)) =)) =))
71. fijo ( 17/02/2005 23:05)
aza miala lavitra moa e
72. dadabe ( 18/02/2005 04:14)
zay hoaa,de omeo ary izy e,ataovy rano naturel any aminao (oatra ronono) =))
73. poupounesana ( 18/02/2005 09:01)
le izy tsy maintsy tsofina fa rah tsy zany tsy mety dadbe ah!
fijo :lol:
74. ikaretsaka ( 18/02/2005 23:42)
tsofinaaaaa?????? :?: :?: 8O
75. poupounesana ( 19/02/2005 11:40)
tsofina rano eh? mbola tsy henonao anga zany teny zany?
76. ikaretsaka ( 19/02/2005 18:47)
ny anay zany tsofina izany dia ohatran'ny balom ko!
de saika liana be ko aho heo inona indray zany zavatra lenalena misy rano asain'i poupounesana tsofina izany
77. fijo ( 21/02/2005 22:51)
ika hi hi hi
poupou stand by e
78. ikaretsaka ( 21/02/2005 23:00)
zafady fa za ve nahalala le :roll:
79. dadabe ( 22/02/2005 07:12)
tsy misy fady eee 8O
80. poupounesana ( 22/02/2005 09:09)
karetsak! aleo alou manontany2 foana toy izay miteny2 foana eh hoatran'le nataonao io zao mety tsara mitsy :-D :-D :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.1986