mampirafy

41. kinaoly ( 02/02/2005 19:02)
dezy> aza be kabary fa maro ny kary (ny felinidé hono manko polygame) lol 8-)
42. mihanta ( 02/02/2005 19:29)
asa fa tsy kabary leroa an
43. fijo ( 02/02/2005 23:35)
miasa be kay mihanta io???
44. poupounesana ( 04/02/2005 06:04)
hay kay nareo ry fijo no tena lasankovavany! ny ol miasa njay no tenitenenina!
45. dadabe ( 04/02/2005 12:36)
eto indray ve ry fijo sy poupounes...a!tena ho raikitra ihany ny anareo raha izao no mitohy kle
tonga dia asa fa tsy kabary e :evil: (l) :P
46. ikaretsaka ( 04/02/2005 13:26)
i mihanta sy i fijo sy poupounesana indray ireo e,,
47. Dezy ( 04/02/2005 13:46)
kinaoly>efa niasa mafy za fa tssss tsy nety ee :-P mailaka lotsa le kary kou
mihanta> tsy maintsy misy kabary kely kosa klou vao miasa ka, ra tsy zany tsy fantatr'ilay oul ny asa hatao,fa tsy resa be an :wink: :wink:
48. ikaretsaka ( 04/02/2005 14:26)
i mihanta indray hono no manao hoe as avao vava nefa izy indrindra aza no lasanko vavany fotsiny
49. kinaoly ( 04/02/2005 15:24)
dezy> hihihi kourazy aza kanou
aoka nareo ksoa i mihanta e, :?
50. yonikafopl ( 05/02/2005 00:18)
Ikaretsaka, hatraiza hatraiza dia i mihanta foan no ilany vanona?? asa misy inona loatra, sa za ve no tara? :-w
51. ikaretsaka ( 05/02/2005 01:02)
jereo any @ resak'olodehibe ....
52. Nananie ( 07/02/2005 12:48)
Hiverenako lay resaka. Angambany ny lehilahy mora hoentin'ny pulsion. Ny sipa rehefa tena tia dia tsy mahafantatra olon-kafa ankôtran'iny.
Izany akory tsy midika we na lahy io na vavy dia tsy maintsy mampirafy daholo.
53. xxx ( 07/02/2005 16:31)
Fa betsaka koa ange ny vehivavy mampirafy e! Ary misy tena tia manao azy io mihitsy an.
54. Ramaso ( 07/02/2005 18:38)
matoa nge tia mampirafy ny lehilahy de misy vehivavy tia ampirafesina koa e! na tia mampirafy miaraka aminy
55. fijo ( 08/02/2005 23:07)
izay mihintsy ramaso an.marina izany.
poupou an avy indray ndry an
56. poupounesana ( 09/02/2005 12:17)
fijo alou tsy mahzo miteny kah! fijo tsinn le tena lasakovavany mitsy! d lazao fa mandainga ndray aza aho eh
57. ikaretsaka ( 09/02/2005 15:43)
marina koa io heo matoa misy mampirafy dia na misy tia ampirafesina na hoe tsy manpaninona azy ny anao rafyilahy na rafivavy
58. poupounesana ( 09/02/2005 16:13)
an3 tsy voatery ry kerets ah! le rafy anie mety ts mahafantatra akory hoe oll efa manambady na manana sipa ty miaraka @ko ity eh
59. fijo ( 09/02/2005 21:53)
poupou lelika an ,izahay sy mihant aizany no hiaraka fa lazainareo fa lasa ko
60. poupounesana ( 12/02/2005 07:10)
omena anareo ny tsodrano ombampirariantsoa eh! d miterah 7 lahy 7 vavy e! :wink: :lol:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4932