mampirafy

103. dadabe
(
30/03/2005 14:19)
poupou >zah klou tsy matanty e,de aleko tsy manao hafa tsy 1 ihany (fidele) :wink:

106. Ramaso
(
01/04/2005 06:41)
mety foana hoa io rehefa tsy tratra..
ohatran'ialahy mamely @ baolina ihany!
rehefa tsy hitan'ny arbitre ialahy na manitsaka be aza tsy quoi fa rehefa hitany na a peine nifampikasoka aza ny volotongotr'ela sy le razoky de mety hahazo carton!

107. poupounesana
(
01/04/2005 08:58)
le ramaso koa d mamporisika b eo fotsiny!
az ny lohasaha mangina hono no jerena eh.... sa ramaso tsy mino an'zany
az ny lohasaha mangina hono no jerena eh.... sa ramaso tsy mino an'zany

109. poupounesana
(
02/04/2005 06:14)
fijo>enao v? =)) =)) =)) =))
tsy mahagaga rah mazoto manao ratsy ramaso rah izany
tsy mahagaga rah mazoto manao ratsy ramaso rah izany

111. poupounesana
(
06/04/2005 17:25)
mitady hilalao baolina ts'izy!
raha enao v ry fijo no eo ambonin'ny loha tsy hotapaka doly ny taolako rehetra
raha enao v ry fijo no eo ambonin'ny loha tsy hotapaka doly ny taolako rehetra

112. fijo
(
06/04/2005 22:50)
baolina tsy izy ahoana ary.
tapaka ahoana kosa e.za anie tsy mavesatra e
tapaka ahoana kosa e.za anie tsy mavesatra e

115. stephane197
(
19/04/2005 17:12)
xxx:
fa maninona kay ny lehilahy no tia mmpirafy
iza no milaza aminao fa ny lehilahy ihany no mampirafy ? mety ny isany angamba no ts mitovy

116. poupounesana
(
21/04/2005 07:43)
eny eh? mety tsy nataony teo le fanontaniana momba ny vhv fa ny antony mahatonga ny lela ampirafy alou no anontaniana

117. bloum
(
21/04/2005 13:20)
zà alou miteny fa matou mampirafy ny lela dia because mahafati2 ny vhv ! sambatra nareou vhv ! :P
ny hypothèse hafa d resa-b fotsiny e! :wink:
ny hypothèse hafa d resa-b fotsiny e! :wink:

119. poupounesana
(
28/04/2005 17:19)
ny lela ane zany tsy mataty mena miraviravy eh!
fa aiza kosa ry fijo d hoe satria manaiky ny vevavy! f'anga izy nafantatra hoe efa manambady enao t@ nikoty azy enao?
fa aiza kosa ry fijo d hoe satria manaiky ny vevavy! f'anga izy nafantatra hoe efa manambady enao t@ nikoty azy enao?