Mitady vady fidèle be
23. mihanta
(
18/01/2005 12:03)
matetika tokoa tsy ampy ny conversation ekeko,d ny tokony hatao d mba miezaka mifampiresaka é,ny blème rehetra ange misy solution daholo,mieritreritra kely fotsiny d tt va bien
28. glou
(
18/01/2005 12:39)
kiiii, diso fanantenana be ve zah ry sherillalove, zah nihevitra we ianao no mitady fidele be de saika hanao candidat zah :-D :-D :-D
30. ja
(
18/01/2005 12:41)
eto za dia manipy 19 an\'i xxx favcensé b foana ny valiny sady feno fahendrena
33. yonikafopl
(
18/01/2005 14:10)
zao e!1 raha toa ianao ka fidele de mino aho fa hahazo vady fidele koa. :-*