Mitady vady fidèle be
1. sherillalove
(
17/01/2005 13:50)
Il n\'y a pas d\'homme ou de femme fidèle, il n\'y a que les occasions qui manquent.
répondu par fijo le 16/06/2005 20:35
6. hubert
(
17/01/2005 16:21)
Sarotra izany!
Miankina amin\'ny tsirairay ihany.
Ny FAHASALAMANA aloha atao antsaina vao mieritreritra vady fidèle be.
Miankina amin\'ny tsirairay ihany.
Ny FAHASALAMANA aloha atao antsaina vao mieritreritra vady fidèle be.
10.
(
17/01/2005 16:53)
le ps klou de midika oe sheri lalov(y)e zany oe tia milalao e? de aona ilay fidelité refa milalao?
18. ja
(
18/01/2005 09:22)
amiko an!tsy maintsy misy foana ny fakam-panahy fa tsy maintsy resena satria tsy aleo v tsy manao2 foana toa izay handratra ny fon\'ny olon-tianao?iny anie mety hoe 1 na 2 na 3 alinaa no miaraka ao dia vita e,ilay olon-tianao mety handao anao na koa mety marary izy.
Dia inona ny dikany?
Dia inona ny dikany?
19. mumu
(
18/01/2005 09:33)
marina zany ry ja
nahita namana vaovao njay ikaretsaka!
nikopol mahita olona fidèle be!
fijo za fidèle be! 8) :roll:
nahita namana vaovao njay ikaretsaka!
nikopol mahita olona fidèle be!
fijo za fidèle be! 8) :roll:
20. xxx
(
18/01/2005 09:48)
Amiko dia tsy fahampian\'ny dialogue no mahatonga ny fihodinana sy fandrafiana e. Misy menatra ny milaza @ oul tiany zay mba tiany atao @ lafiny rehetra, dia any ankafa no mitady dia ao antrano mody hendry be sns sady mijery fotsiny hoe ela niharahana.
Sosonkevitra no atolotro anareo tano ny azo fa sarotra ny mila ary milaza hatrany ny marina raha tena tia.
Sosonkevitra no atolotro anareo tano ny azo fa sarotra ny mila ary milaza hatrany ny marina raha tena tia.