Mitady vady fidèle be
63. mihanta
(
18/01/2005 23:03)
za tsy indramina zany k,ary ikaretsaka manana hevitra bizarre foana an
64. ikaretsaka
(
18/01/2005 23:05)
tsss letie e.. efa hoe tsy omena azy fa indramina.. nareo kosa e!
66. ja
(
19/01/2005 06:50)
aza midy anaka isany o!andraso fa fenoko ny bandy:tsy haiko izay anarany fa sipany
hi hi hi...
hi hi hi...
67. ja
(
19/01/2005 11:07)
correction:aza miady anaka isany o!andraso fa fenoko ny banga :tsy haiko izay anarana fa sur aloha fa sipa io e!hihihihi
68. yonikafopl
(
19/01/2005 11:30)
ja kalou lahy sa vavy sao manko dia mety we ja no eo.
Ikaretsaka hihihih de maninn raha le an\'ika any no ampindamina :-P fa tsy i Mihanta
Ikaretsaka hihihih de maninn raha le an\'ika any no ampindamina :-P fa tsy i Mihanta
71. pitchou
(
19/01/2005 19:34)
ja (tamin\'ny omaly)> mody adala ahoana indray aza zà? misy ange zatra mi-roule ohatra d fidèle @ fanaony e!
ikaretsaka> ahoana infray ity mampiditra ny hafa ity e! enao wa !
ikaretsaka> ahoana infray ity mampiditra ny hafa ity e! enao wa !
72. ikaretsaka
(
19/01/2005 19:40)
ka i fijo no mitady ange ry yonika e! say i mihanta sy izy mifanakaiky ao
sady le mba miady @ piesiny no ampindramina azy fa ny ahy efa reservee commande special mihitsy ka!
sady le mba miady @ piesiny no ampindramina azy fa ny ahy efa reservee commande special mihitsy ka!
73. ikaretsaka
(
19/01/2005 19:41)
pitchou> za tsy mampiditra izany eh,.. za manome proposition hoe afaka mindrana fotsiny sy mampindrana fotsiny i fijo sy mihanta
76. fijo
(
19/01/2005 20:58)
ok izany fa ataovy ny fifanarahana amin\'ilay findramana e.sady ny ahy io averiko miaraka amin\'ny zananay fa aza matahotra.