Mitady vady fidèle be

41. nikopol ( 18/01/2005 18:58)
mihanta rehefa miverina tiako foana ka
42. mihanta ( 18/01/2005 19:03)
iza no lasa d iza no hiverina
43. ja ( 18/01/2005 19:25)
tsy fidele v i.......ry niko?
zany v
44. mihanta ( 18/01/2005 19:26)
ja mba fenoy ny banga mou é :D
45. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:39)
azo fenoina hoe mihanta ve io banga io??
46. mihanta ( 18/01/2005 19:49)
ikaretsaka fa inn ny tena tsy matinlà lolo :-D
47. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:50)
manontany fotsiny za akia a..
48. mihanta ( 18/01/2005 19:52)
d valiako oe tsy azo :-D
49. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:56)
de zay zany!
ary azo atao hoe chipie1 ndray ve zany?
50. chipie1 ( 18/01/2005 19:57)
non plus! :evil:
51. chipie1 ( 18/01/2005 19:58)
anotanio daholo fa misy tsy matinao lolo mihintsy ve ?? :!:
52. mihanta ( 18/01/2005 20:00)
mumu chipie mihanta d iza kou?
53. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:25)
aleo atao hoe fijo ny eo ary e.. iny tsy lolo no matiko fa sahoana :-D
54. mumu ( 18/01/2005 20:40)
mba avelao mou ilay fiko-kou e!! :twisted:
55. ikaretsaka ( 18/01/2005 20:44)
akamako koa iny bandy iny ry mumu fa aza tia tena eo e
56. chipie1 ( 18/01/2005 21:18)
aza miady eh!
57. mihanta ( 18/01/2005 22:32)
iza no an\'iza?
58. ikaretsaka ( 18/01/2005 22:34)
nga seul a seul?
59. mihanta ( 18/01/2005 22:39)
za klou tsy an\'iza n\'iza é
60. ikaretsaka ( 18/01/2005 22:41)
fa ahoan aidray aza ity miala pas ity..
fa an\'iza tsy iza ianona ary e?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2225