mampiheritreritra

81. fijo ( 28/02/2005 22:50)
ndao handrana wa ko
82. poupounesana ( 03/03/2005 17:29)
:roll: hehehe! na omenao 1 milliard de dollars aza aho d non ce n'est pas!
83. dadabe ( 05/03/2005 09:41)
fijo>aza misosoka alahelo zany letsy e :lol:
84. poupounesana ( 05/03/2005 16:21)
:roll:
85. fijo ( 09/03/2005 22:41)
dia tsy ahita izay marina anie raha tsy manandrana e
86. poupounesana ( 13/03/2005 13:07)
tsy ny zvt rehetra no azo andramana ry fijo ah
87. dadabe ( 13/03/2005 16:11)
fa ny inona ihany ?????????? :wink:
88. sonwin ( 13/03/2005 16:13)
Te hanandrana izay azo andramana anga i Dadabe no manontany? :wink:
89. dadabe ( 13/03/2005 16:16)
c normal,ary tsika lahy tafaraka foana a (l)
90. poupounesana ( 14/03/2005 09:46)
nareo roalahy io han!
tandremo minakinampoana refa manandrakandrana any eh :wink:
91. dadabe ( 14/03/2005 10:11)
poupou :wink: (l) :-*
92. fijo ( 16/03/2005 23:17)
avelao hanandrana ry poupou an.izay tia manandrana mahita tsirony
93. poupounesana ( 20/03/2005 06:19)
d ahoana hono, mangidy sa mamy le izy tao eh? nareo refa manandrana tena ts'hita mitsy
94. dadabe ( 20/03/2005 15:44)
manandrana an'i poupou v?TENA MAMY :lol: :wink: (l) (l) (l)
95. fijo ( 24/03/2005 23:49)
izay nendry
96. dadabe ( 25/03/2005 07:30)
fijo> :wink:
97. poupounesana ( 28/03/2005 09:55)
dadaba, enao ty mandainga ah! zany poupou zany tsy azo andramana zany
fijo, naninn zà?
98. fijo ( 29/03/2005 22:27)
io fa tonga dadabe hanandrana ko?izy kosa ve de diso amin'izany?tsia an
99. poupounesana ( 30/03/2005 09:13)
o ry fijo ah, enao v tsy mieritretra eh! enao aza tsy mahazo koa maika fa i dadabe! :-P :-P
100. dadabe ( 30/03/2005 14:22)
poupou>???????????????????????????? kiiiiiiii torana aho kle MAMPIERITRERITRA
fijo> :wink:
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2658