mampiheritreritra
23. vegas
(
19/01/2005 14:45)
Ka zay lé oé mifameno ry tolotra a! Ze tsisy any aminjy misy aty amiko. Ze tsisy aty amiko misy any aminjy. Sa tsy marina zany?
24. mihanta
(
19/01/2005 14:56)
yonika ka mandeha ambaratonga le fiainana,refa mahay manandrana sira vao miditra am fanandramana hafa
26. fijo
(
19/01/2005 22:38)
eny wa letsy.
za izao belier dia mitady toa io koa mba hanandramana izany e
za izao belier dia mitady toa io koa mba hanandramana izany e
27. mihanta
(
20/01/2005 09:37)
ikaretsaka aleo alou manomboka am zavatra tsotra sy mora.
fijo hihihi lasa tia andrankandrana an
fijo hihihi lasa tia andrankandrana an
28. mumu
(
20/01/2005 13:06)
fijo za belier kou hanandrana inona klou zany e??
amiko kalou tsy misy zany hoe tena mitovy fiainana, mitovy eritreritra, mitovy fitiavana etc... zany e!!
samy hafa dôly ny olona de ilay fahaizana mifameno amin\'ilay olon-tiana fa mampety an\'ilay relation e!

29. yonikafopl
(
20/01/2005 13:32)
mumu sy fijo ve dia mbola hifanandrana foan fa tsy tonga de mihinana e!!! :-P
30. hoffmann
(
20/01/2005 20:13)
Marina io voalazan\'i mumu io .Raha zavatra roa mitovy no ampifamenoana dia lasa zavatra iray ihany ary ho lasa monotone be ilay fitiavana . Dia aleo ihany izany olonaroa mifameno no miaraka
32. fijo
(
20/01/2005 22:50)
mihanta ka ny fanandramana anie ahaizana zavatra e
mumu belier,ao izany ka.tena le ilaiko izany,sady za mody menatra
mumu belier,ao izany ka.tena le ilaiko izany,sady za mody menatra
35. tsiperifery
(
21/01/2005 14:19)
bélier vierge mifanandrana amina\"bélière\" , hangotriky raha izao êêê !!!! :lol:
36. xxx
(
21/01/2005 14:41)
raha signe zodiak samy misy tandroka (belier, taureau sns) hono tsy tsara miaraka
37. mumu
(
21/01/2005 21:27)
tsiperifery tsy pimenté be ve zany? :-D
xxx ie marina hono za fa miady matetika fa samy tsy mahay mandefitra
xxx ie marina hono za fa miady matetika fa samy tsy mahay mandefitra
38. ikaretsaka
(
21/01/2005 21:31)
ohatran\'ny gasy ihany io.. misy ny volana mifanipaka dia misy ny volana mifanaraka
39. yonikafopl
(
21/01/2005 22:14)
raha fitiavana dia marina , fa raha namana afaka miara miasa tsara
40. xxx
(
21/01/2005 22:54)
ountsss! ze mitovy2 ndrindra no tena miaraka.
samy tia mode, samy tia mandende, samy tia sport, samy tia music,
samy gasy, samy vazaha, samy fotsy, samy zarazara oditra, samy mainty, samy tso-bolo, samy ngita, samy mipasoka,
samy degany, samy matotra, samy pivavaka, ainsi de suite!
fa misy iany ny exeptions qui confirment cette règle