mampiheritreritra
41. poupounesana
(
22/01/2005 07:03)
samy marina daolo eh!
aleo hitovy2 fisainana sy fomba @zay tsy d manahirana ny fiarahana
kanefa raha tena mitovy b loatra d manjary ennuyeux b le fiarahana
fa ity hoe belier sy taureau tsy mety ty no mampatahotra! soa aho fa tsy d mino an\'reny!

42.
(
24/01/2005 06:25)
tena tsy mety ny belier sy tareau miaraka satria mifanoto hono.. raha tsy mino de andramo de ho hitanao..
49. poupounesana
(
04/02/2005 05:59)
X t@ 24-01-2005 09:25:21 mety ihany ny belier sy taureau kah! hatr@zao alou eh!
fa tsy haiko refa manao rugby na miovaka le tandroka na tsia!ramaso ah, tsy matahotra ny ho voatoto v enao eh?
fa tsy haiko refa manao rugby na miovaka le tandroka na tsia!ramaso ah, tsy matahotra ny ho voatoto v enao eh?
52. poupounesana
(
09/02/2005 12:23)
ny belier sy ny taureau kah! fa raha belier samy belier toa tantara b! asa anefa aleo hanontaniak ony hevitr'i mumu?Mumu, ahoana akia rah belier sy belier?
56. poupounesana
(
12/02/2005 07:06)
d ho zany tokoa v le hoe mpanoto voatoto? :-D :-D :-D
ary nga karetska tsisy tandroka?
ary nga karetska tsisy tandroka?
57. Ramaso
(
12/02/2005 07:10)
rinoserosy io.. 1 ihany ny tanjoka .. ao ambany kibo ao.. asaina tontoina njy?
58. poupounesana
(
12/02/2005 08:03)
ny tandroky ny rinoserosy anie ka misenina kely eh! hahahah!ary ramaso ty efa nijery n ytandrok'i ikaretsaka han!
59. Ramaso
(
12/02/2005 08:08)
tsy nijery za fa nahalala fa misy ao!
sa ny an'i tonton fijo no tin-jy?
sa ny an'i tonton fijo no tin-jy?
60. poupounesana
(
12/02/2005 08:30)
non merci! he zany izy hoe tonton!tandroka na tonton zany v tsy mampitsoaka? =)) =)) =))