mampiheritreritra
62. poupounesana
(
16/02/2005 06:44)
an3 zà tys niteny hoe belier no mampitsoaka zà aza anie belier fa tsy nizesta eh :-D :-D !fa le hoe tandroky tonton kosa! 8-)
65. poupounesana
(
17/02/2005 12:42)
ngah dadabe poisson? aza mba maniry misy tanjoka zany dadabe ah! so simba daolo ny rinjina rehetra ao antrano
67. poupounesana
(
17/02/2005 17:23)
tonoton fijo koa kay belier moa? hitako no mitanjotanjoka foana! @manraka refa miditra ato forum zany d mila mitonja caska daolo! so maratsa eo =)) =)) =)) =))
dadabe, samy tsisy tanjoka daolo ny verso sy ny tsonjo kanefa rah vo bekzitina ny verso sy ny tsonjo d maniry @ ny verso sy ny tsonjo hono ny tanjoka
tnajemo zany han
dadabe, samy tsisy tanjoka daolo ny verso sy ny tsonjo kanefa rah vo bekzitina ny verso sy ny tsonjo d maniry @ ny verso sy ny tsonjo hono ny tanjoka
tnajemo zany han
70. mumu
(
18/02/2005 09:27)
poupounesana:
ny belier sy ny taureau kah! fa raha belier samy belier toa tantara b! asa anefa aleo hanontaniak ony hevitr'i mumu?Mumu, ahoana akia rah belier sy belier?
tsy mety raha samy belier no miaraka!! miady fôna!
72. ikaretsaka
(
18/02/2005 23:44)
mumu> belier sy poissons, na verseau no tena milay beeee
ny 1 manotonoto moa ny 1 efa lena foana satria ao anaty rano
ny 1 manotonoto moa ny 1 efa lena foana satria ao anaty rano
73. fijo
(
21/02/2005 22:52)
poupou izay wa.tsy mifanoto isika.
mumu nga ndry efa nanandrana????????
mumu nga ndry efa nanandrana????????
76. poupounesana
(
22/02/2005 09:06)
merci mumu!
zà alou efa niaraka t@ na belier fa tsy hoe miady foana fa mitovy loatra d lasa monotone ny fiarahana (donc conclusion tsy mety ihany zany)
dadabe ah, karetsaka no toa mba manantalenta @ io resaka io fa anontanio izy eh! :wink: fa aza d maka an'le b tandroka reny alou eh! nefa raha mahazaka moa enao maninn?

78. poupounesana
(
24/02/2005 08:18)
ef zay sy mumu v no miteny aminoa d mbola tsy mino ihany enao! andramo ary d ho hitanao eh
80. poupounesana
(
25/02/2005 12:13)
oay! hay kay zany kay hono tsy béléier ndray! ouh dslée zany fa tsy mety zà!
oll hafa anontanio! tenteo du coté de mumu hoe?
oll hafa anontanio! tenteo du coté de mumu hoe?