mampiheritreritra

101. fijo ( 30/03/2005 21:34)
way kle za maninona de dadabe maninona?mba hampanadramo moa e
102. dadabe ( 31/03/2005 08:21)
fijo>ca fait elah izany no tokony mahazo manandrana alohako anie izany e
103. poupounesana ( 01/04/2005 08:49)
ah3 tsisy an'zany! samy tsy misy mahazo na d kely hoatran'votsinampy aza eh!
104. fijo ( 01/04/2005 22:15)
mba hampanandramo moa izahay ry poupou an.
105. poupounesana ( 02/04/2005 06:10)
:{ :{ :{ :{ :{
106. fijo ( 05/04/2005 22:27)
aza mampitahotra e
107. poupounesana ( 06/04/2005 17:18)
zà tsy mampitaotra ange fa zà ef hoatran'zao mitsy! ka ahoana, ilefa enao sa hijanona eo ihany?
108. fijo ( 06/04/2005 22:51)
raha ndry hijanona aho ka
109. poupounesana ( 07/04/2005 09:39)
tena sura enao han! ito indray ary e :{ :{ d miampy an'ito 8-) d aveo ito :-P
110. fijo ( 07/04/2005 21:49)
eto aho e,"tsy hiala aho wa"
111. poupounesana ( 11/04/2005 08:55)
hoatrany efa henoko zany hiranao zany! inn moa ny titran'izay hira izay? :-D :-D :-D :-D :-D
112. fijo ( 18/04/2005 23:09)
ny titra "seza" ny mpihira "radidi"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.0952