mampiheritreritra

1. tolotra ( 16/01/2005 16:49)
fa maninona hoa ny olona mitovy fitiavana ,mitovy heritreritra,mitovy fiainana,no tsy mety tafaraka mihitsy,lahy sy vavy io an!...
répondu par fijo le 18/04/2005 23:09
2. kamovavy ( 16/01/2005 19:38)
Amiko, satria nataon\'Andriamanitra hanome sy handray zavatra hafa avy @ tsy mitovy fijery, fiaina, fitiavana aminy ny olona tsirairay.
Raha samy mitovy no miaraka mety tsy enrichissant sy monotone ny fiarahana. @ voalohany mety hilay ve fa avy eo tsy fantatra.
Aleo angamba omena izay nahita sy miaraka @ mitovy aminy ny fitenenana mba ahafahantsika mandinika lalina kokoa ny soso-kevitrao.
3. lo ( 17/01/2005 04:01)
Misy marina iany tkou alou le lazain\'i kamovavy e, satria refa le mitovy no miaraka d mora fantatra ny réactionsn\'ilay iray d lasa prévisible dôly d manjary routine farany d mankaleo. D aleo iany le misy atao découverte miandalana reny. Le tena tsy mitovy amin\'ny tena miitsy, fa na d zany aza mba hita iany we azo ampifanarahana amin\'ny tena, zany we eken\'ny tena le toetra na zvtr hafa tsy itovizana
4. ikaretsaka ( 17/01/2005 04:50)
courant sy lalanan\'ny fiainana letsy io an.. ny miiba sy ny miabo no mamisy herinaratra fa tsy ny miiba 2 na miabo 2
dia ny yin sy ny yang koa e
5. sechat ( 17/01/2005 09:39)
tsy haiko fa za tsy mieritreritra hoe possible zany olona mitovy @ lafiny rehetra zany. Mety hoe betsaka ny hitovizana fa tsy ny rehetra rehetra.

de ankoatr\'izay de hitako hoe misy ny olona miaraka tsara nefa ao anatin\' le sokajin\'ny betsaka zavatra itovizana.
6. chipie1 ( 17/01/2005 10:33)
ary raha oul mitovy signe ve mety iaraka? oatra oe samy vierge na samy belier...?
7. nikopol ( 17/01/2005 10:36)
ie, samy lion hono tsara be fa le samy vierge mety ho ratsy :lol:
8. sechat ( 17/01/2005 10:37)
nikopol :-D :-D :-D samy tsy mahalala zé atao ve?
9. tsiperifery ( 17/01/2005 10:38)
chipie1 > fijo anontaniana raha efa niaraka vierge toa azy izy ! :lol:
samy bélier izany ve tsy hifanoto fotsiny kle !
10. chipie1 ( 17/01/2005 10:41)
sechat> de mifampianatra ka :-D
tsip> ié :-*
11. mihanta ( 17/01/2005 12:23)
raha samy mitovy toetra fitiavana sy ny sisa manjary tsy misy piment njay le fiainana.aleo le misy marimaritra iraisana :-*
12. yonikafopl ( 17/01/2005 13:18)
hummm nenjy mihanta le msitsiaka kely mihintsy no tena ankafizinjy ty an!! :-P
13. mihanta ( 17/01/2005 13:19)
yonika raha le milay foana manjary monotone ange sa ahoana hoy njy
14. fijo ( 17/01/2005 23:09)
za mitady virja ary hanandramako azy e.
15. aicha ( 18/01/2005 10:05)
fa tsy nety tafaraka tamin\'iza i tolotra e??
16. tolotra ( 18/01/2005 10:33)
tsy hoe zah no tsy nety tafaraka t@iza fa mba gaga fotsiny aho hoe ny olona mitovy @zavatra rehetra tsy mety tafaraka mihitsy ,
17. dezy ( 18/01/2005 13:31)
ra zao resaka zao no mitohy ry fijo tsy afaka miaraka @ na sipa virg ela marina an :-D :-D :-D
18. fijo ( 18/01/2005 23:16)
ka hoe ny virja tsy mety miaraka amin\'ny virja dia mba te hanandrana aho mba ahitako izany ko
19. hashinah ( 19/01/2005 06:59)
satria tokony hifameno izy roa
20. mihanta ( 19/01/2005 09:18)
mandehana manandrana sira kalou raha mahay :-D
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1689