Azo atao ve ny mangataka famelan-keloka raha tena mbola tia?

41. ja ( 18/01/2005 06:32)
Misoatra betsaka daholo e!
:cry: :cry: io za e!
42. poupounesana ( 18/01/2005 14:06)
ja mahereza akia ah!sarotra aminay eto ny hiteny ny tokony hataonao satria tsy nahita ny fiarahanareo izahay !nya hany azonay atao d ny mitondra ambavaka anao d ny mampahery ihany koa!fa mila miresaka tsara ianareo!aleo izy hoavy d rehefa mifankahita ianareo d anontanio tsara izy ny @ny zavatra nataony, ny zavatra kasainy atao ny nahatonga azy nanao izany sns! henoy ftsiny izy alou fa aza manao jugement mitsy!ary aza tapahina mitsy izy fa aleo izy hamoka ny ao ampony! rehetra! d raha mbola ilaina za izany d refa vita ny resaka d aza mbola miteny!fa mangataha fotoana aminy hieritreretana d zao ftsiny lazaina \\\"mafy loatra ny zavatra nataonao ahy!mbola tsy haiko na hovitako ny hamela anao! fa omeo fotoana aho handinihako izany rehetra izany!\\\" d samy mandeha alou!
43. ja ( 18/01/2005 17:14)
Merci bcp poupuonessa.
44. booboo ( 18/01/2005 17:25)
raha mbola te hiaraka aminy ianao dé il faut être deux pour sauver le couple, satria refa tsy ao tsony lé fahatokisana dé akaiky ho titanic zay.
45. ja ( 18/01/2005 18:52)
ka inona no ataoko mba hatonga ahy hatoky azy?
46. mihanta ( 18/01/2005 19:33)
d raha mbola tianao izy d iaraho zany kou.d mahereza miresaka sy mifanakalo hevitra
47. ikaretsaka ( 18/01/2005 19:36)
izay.. communications ihany no vahaolana rapide e
48. booboo ( 18/01/2005 20:07)
49. fijo ( 18/01/2005 23:19)
ja matoa anie izy nanao izany dia satria tsy teo iano e.fa raha eo ianao tsy hanao iznay izy.kozy e
50. ja ( 19/01/2005 06:52)
ka tsy faute ko ny tsy nateo ahy ko.andraso ary fa andramako e!
merci dolo dia biz
51. yonikafopl ( 19/01/2005 13:11)
mahereza njy ja a!!! :-*
52. ja ( 19/01/2005 17:26)
Misoatra betsaka @ fanorona hevitra sy ny fampaherezana e!
53. ikaretsaka ( 19/01/2005 17:30)
ja> jereo tokoahoe rehefa eo enao de jereo ny ataony?
54. fijo ( 19/01/2005 22:40)
izay no hitsarana azy fa tsy hoe any lavitra any
55. ja ( 20/01/2005 09:18)
Dia baraingo fotsiny zany za mandrapatongany?
56. chipie1 ( 20/01/2005 09:20)
ja> hummm :-D
57. mumu ( 20/01/2005 13:09)
nenà njay kalou raha tratrako mampirafy sy mandainga amiko zany de bye bye e!! confiance akou omeko in 1 mande tsy miverina in 2 zany!!
58. ikaretsaka ( 20/01/2005 22:14)
mumu> jereo ihany koa aloha sao hoe mety avy any aminao ve ohatra nynahatonga le olana fa io maimaika io ihany no tsy nampanidina ny akoho
59. fijo ( 20/01/2005 22:51)
izay mihintsy ry mumu.dinio tsara aloha fa sao very eo
60. ja ( 21/01/2005 07:54)
hitan\'i mumu t@ taloha za ilay mahita olona tratran\'ireny dia izany koa ny vavako,za koa ary efa nisy fotoana tratran\'izany fa tonga dia navelako ilay bandy tsy misy resaka satria tsy tena potika t@ ilay bandy za.Fa zao hafa b ny vision des choses ko,izay tia hono akia adala a!Tsy nampoiziko hanao an\'zao mihitsy za sady en + za b ambon-po b nefa dia namela ihany e!ny ho avy no hitsara raha nety na tsy nety ny nataoko.fiainana daholo izany .ayse
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.3149