Azo atao ve ny mangataka famelan-keloka raha tena mbola tia?

21. fijo ( 11/01/2005 05:51)
voavela aby ny helokareo fa ny ahy koa avelao mandrapahafatiko e
22. ikaretsaka ( 11/01/2005 05:53)
fijo d\'efa hifony androany koa ny heloka hatao rahampitso :wink:
23. watafon ( 11/01/2005 05:57)
fijo : andraso ary teneniko ry zareo e! :-D :-D fa tsy hamerina intsony ve nefa elà ?
24. dezy ( 11/01/2005 13:23)
le we \"famelan-keloka \"no tena tsy voako, fa ahona moa no anaovany an\'izany nefa samy manota zao ihany?? ny tokony ho izy angamba de we mifanazava na mifampiresaka na mifampitsotra .Mety ny kozy miaraka ,tsy mety atao akory baba aaa fa mba miala ne,ina ihany klou eeee :-P :-D :-D :-D
25. jhouhlambout ( 11/01/2005 17:44)
26. rhajatiana ( 11/01/2005 20:10)
tena azo atao tokoa. Satria ny hoe mifankatia dia mifameno, izany hoe raha solafaka izy dia anjaranao ny manarina azy raha solafaka indray ianao dia izy no tokony hanampy anao mba ahazoana mitraka indray. Ary tsarovy fa izay manetry tena no asandratra ary izay manandratena no ahetry. ary farany dia izao raha mamela ny eloky ny namanao ianao dia tsarovy fa mba avelan\'Andriamanitra ihany koa ny elokao.
27. mumu ( 11/01/2005 21:34)
rhajatiana ekena tanteraka!
28. fijo ( 11/01/2005 22:17)
rhanja an theori be izany ,fa tsy izany ny fiainana.
watafon tena tsy hanao aho raha tsy misy irika indray e.
29. mihanta ( 12/01/2005 17:48)
ary yonika ty mahay zavatra mintsy an,biz b njyd ampiako gike
30. rhajatiana ( 12/01/2005 19:33)
matoa mijanona theori be ilay izy dia satria tsy ao ny tena fitiavana izay fa fitiava-tena no misy. Ary io zavatra lazaiko etsy ambony io dia efa niainako ary isany nampaharitra hatramin\'izao ny fiarahako sy ilay olona miaraka amiko 7 izao. Mba andramo ihany fa tsy misy ny efa tanteraka eto an-tany fa ny olona miezaka hatrany no tsara.
31. watafon ( 12/01/2005 19:48)
rhajatiana : tsara fa tohizo e! milay be kah !
32. fijo ( 12/01/2005 22:34)
sipa ve 7 taona niarahana le.tokony mivady amin\'izay izany ka.
33. ikaretsaka ( 13/01/2005 02:34)
eny wa
aiz any kikizy am zany?
34. fijo ( 13/01/2005 22:17)
efa tena fiainambady izany ko
35. ikaretsaka ( 14/01/2005 00:04)
raha ni... zany de efa maternelle ny ankizy zao sady efa mandady ny zandriny!
36. ja ( 16/01/2005 17:20)
nisy bandy mairaka amiko dia nampirfy nefa izy sadt nandainga tamiko.dia avy eo nifona izy dia inona anefa no azoko atao?misaraka aminy aho malahelo tsy misaraka malahelo.
Mba ampio e!!!
37. ikaretsaka ( 16/01/2005 20:02)
raha mifona zy na nilaz ataminao fotsiny oe mampirafy.. nefa mbola manao dia asakasakao
38. mihanta ( 17/01/2005 12:26)
ja d izay hitanao fa mety no ataovy,ianao ihany no mahalala an lé ratrampo nisy tao aminao.
39. ja ( 17/01/2005 13:56)
Ka en dait izao ny tohon\'ny ttra:nanotany taminy aho nampirafy ana v ianao?dia ie ozy nefa nisy zavtra nafeniny ahy (ary grave ilay izy)Kanjo niavouer ihany izy taty aorianadia nanao pardon.Izy milaza fa mbola tia ana sady tia b dia za koa,nefa .....marary b za.dia tsy haiko
Fa ny olana koa izy any dago dia ho avy aty @ septembre.
40. fijo ( 17/01/2005 23:12)
mihanta ratrampo????tsy maratra aza io feno ra ka maika fa maratra tsy loza be.
ja mamela ny helony fa tsy hanao intsony izy e.kozy anie izany e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2135