Azo atao ve ny mangataka famelan-keloka raha tena mbola tia?

61. mumu ( 21/01/2005 21:24)
nenà kalou refa tsisy confiance sy respect (reo amiko ny base ny fiarahana) de aleo adaboka!! za efa tratra de navelako ilay bandy na de tiako aza izy! tsy nanenenako! marina fa marary fa aleho marary amin\'ny tok\'izay mijaly enao ao anatin\'ilay relation!
62. ikaretsaka ( 21/01/2005 21:30)
mumu> jerena aloha hoe avy amin\'iza no nahatonga ilay iray tsy nisy confiance sy respect. sao ve tsy nahazo ny sakafony arak\'ilay lazain-dry ramaso sy ry fijo ka lasa nitady any an-kafa ?(raha eny de omeo azy ny sakafony)
sao ianao miodina de tsisy respecyt dia lasa tsy mi respect anao izy...
izy aby zany fa tsy heo vao vinany de bye bye!
ianao zatra mamelabelatra sy fakafaka io indray ve moa no atoro an\'iznay fa mba miteny fotsiny za
63. yonikafopl ( 21/01/2005 22:09)
:-D :-D :-D :-D efa zatra mamelabelatra inn mumu ry Ika?? :-P
64. liltax ( 22/01/2005 04:27)
mumu> tsy dia misy kozy firy fa ity no mba avy aty amiko eh \" IZAY TSY NANOTA TAMINAREO (izay ataoko ho mahalaza ny resak\'i Ja sy mumu ) NO AOKA HITORA - BATO AZY !!! ; Sa ahoana hoy nareo ???
65. mumu ( 22/01/2005 13:48)
ikaretsaka: enao nga nahita anà namelabelatra klé???
satria izy ve tsy nomeko sakafo de lasa mihinana any an-kafa!! kou tsy nde izy mipitsika any klé!! hitondra aretina fotsiny!!
za refa tia de tsy miodina zany de mba zay kou no mba andrasako amin\'ilay bandy!!
liltax tsy miteny za hoe misy olona tonga lafatra, samy nanonta ary samy mbola hanonta dôly tsika fa nenà fotsiny amiko ny mampirafy tsy leferiko !
66. ja ( 22/01/2005 14:34)
mbola tsy ten potika t@ ilay bandy izany indry
67. mumu ( 23/01/2005 19:33)
ramaso tsy za mintsy no ratsy saina an!
zay zany ny fahitanao anà kou!!
raha ianao no manaiky ny sipanao mampirafy anao de zoa anao zany!! :wink

ja tsy potika taminy za fa tiako izy fa izy tsy nahay nanaja an\'ilay fitiavana!:
68. ikaretsaka ( 23/01/2005 23:03)
vazaha mody miady njay mumu sy ramaso :-o
69. mumu ( 24/01/2005 08:04)
ikaretsaka fa nga refa tsy mitovy hevitra de hoe miady???
ramaso ie raha io resaka fampirafesina io de sans merci be za!
70. mumu ( 24/01/2005 08:34)
ramaso nin nin lazainao eo catégorique be za aminio tsy mamela aoko!
71. mumu ( 24/01/2005 08:46)
ramaso :-D n\'iza n\'iza
72. mihanta ( 24/01/2005 09:38)
jerena alou oe inn le heloka vita,mifampidinika,mifampiresaka mandanjalanja ny antony d raha tsy azo leferana (zavatra tena tsy tantinao) d anao ihany ny safidy refa zay no hitanao fa mety
73. fijo ( 25/01/2005 23:04)
ela letsy ramaso aza mampiomehy an.za anie tsy mampirafy izany.mampitambatra no ataoko.
74. yonikafopl ( 25/01/2005 23:18)
fijo lol :roll:
75. ikaretsaka ( 25/01/2005 23:28)
zay zany :-D
76. fijo ( 26/01/2005 22:30)
ka marina io ko
77. mumu ( 30/01/2005 19:05)
mampitambatra??? :?:
78. ikaretsaka ( 30/01/2005 19:57)
hum.. iza no atambatra le
79. fijo ( 31/01/2005 23:52)
mumu maninona ndry.teny gasy io ka.
80. fijo ( 01/02/2005 05:37)
ka za wa mampitambatra izay misaraka e
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.7159