Azo atao ve ny mangataka famelan-keloka raha tena mbola tia?

1. sherillalove ( 08/01/2005 14:39)
(l) Ny fitiavana dia mino ny zavatra rhtra,manantena ny zavatra rehetra.Azo atao ve ny midina @ toerana ambany indrindra mba hitazonana ny olontiana sa aleo miova olontiana hafa?
novalian'i fijo ny 02/02/2005 23:37
2. fanja1 ( 08/01/2005 16:26)
aiza alou zany ambany indrindra zany e?
3. ikaretsaka ( 08/01/2005 16:28)
arakarak\'ilay heloka vita kosa io .. raha nanitsakitsaka ankitsirano ve na....
4. watafon ( 08/01/2005 17:07)
zay mihitsy ry ika an ! fa amiko alou raha mbola tena tia d azo atao zany e; tsy misy mangataka voa-tahamaina ange e!
5. yonikafopl ( 08/01/2005 19:16)
amiko na tsy tia intsony aza azo atao ny mangataka famelan-keloka dia mifampitsodrano , mainka ve fa we mbola tia??
ny heloka hibabohana hono mody rariny hoy ny Ntaolo.
6. maditra ( 08/01/2005 22:13)
Izay mihitsy, raha mbola tena mifankatia ka accident fotsiny ny heloka natao, dia azo angamba. Fa marina ny voalaza etsy ambony hoe ca depend amin\'ny halozan\'ny heloka natao.
7. ikaretsaka ( 09/01/2005 04:00)
ka io ilay lazaiko foana hoe honesty e.. tonga de tsory...
fa aza mamerina intsony fotsiny
sao manao fomban\'i fijo hoe d\'efa ifonany androany kao hono ny ditrany rahampitso sy rahafankapitso
8. poupounesana ( 09/01/2005 08:24)
zà alou d manaiky 100% ny tenin\'ikaretsaka eh
9. jhouhlambout ( 09/01/2005 10:42)
sherillalove> azo atao ny mangataka famelan-keloka, fa anjaran\'ilay mpamela heloka no misafidy raha ekeny na tsia, raha tsy manaiky izy dia: tant pis! miova sisa
10. hery ( 09/01/2005 11:03)
Sady tsy fidinana ambany indrindra akory ny fangatahana famelan-keloka.
Vao maika aza points be dia be eo amin\'ny fiarahana.
11. kamovavy ( 09/01/2005 22:55)
ny tenin\'i yonika no tena fahendrena. zany ka vehivavy milay
12. xxx ( 10/01/2005 00:24)
arakaraky ny heloka io e.. misy ny pene de mort.. misy ny 1 alina ambony fandriana
13. mumu ( 10/01/2005 08:28)
xxx meo exemple kely hoe zay!
14. watafon ( 10/01/2005 08:37)
yonika/ marina akia zany an !
15. sechat ( 10/01/2005 10:09)
sherillalove> amiko de tsy fidinana @ toerana ambany indrindra ny fangatahana famelan-keloka raha tena mahatsapa marina ianao fa diso fa tsy hoe entina hitazomana an\'ilay olon-tiana fotsiny. ;-)

Ny ankoatr\'izay, mitovy hevitra @ yonikafopl sy jhoulambout a (io ambany io le resaka)

(\"amiko na tsy tia intsony aza azo atao ny mangataka famelan-keloka dia mifampitsodrano , mainka ve fa we mbola tia??\"

\"azo atao ny mangataka famelan-keloka, fa anjaran\'ilay mpamela heloka no misafidy raha ekeny na tsia\")
16. xxx ( 10/01/2005 12:07)
za alou ry reto tsy mahay mamela heloka zany ndrindra mou refa oe nanao ratsy tamiko ary tsy mety afaka amiko mintsy zay! :evil:
17. yonikafopl ( 10/01/2005 12:41)
xxx mafy ny mamela heloka nefa mila ezaka io, ianao ange tsy anjely fa olombelona ihany ka mety misy heloka ataonao kou e!!!
Fa araka ny tenin Ikaretsaka we mba tsy hiverenana intsony izay natao.ary misy ny heloka tsy nahy sy ny fanahiniana na efa fahazarandratsy, Ka raha ohatra ka heloka efa fanaony sy tsy azony hialana nefa mankarary anao, dia avelao ny heloka vitany taminao, dia omeo tsodrano izy hahita olona hahazaka ny tsy zakanao. Fa manimba anao ny fitazomanao alahelo amin\'olona toy izany, ohatra iray fotsiny ianao no hidobodoboka fona io fo kelinao io isaky ny mahita azy satria mbola ao aminao ny alahelo, dia ianao no haloto fo eo foana.
Fa izao mianara mamela heloka , hahita fiovana eo @ fiainanao ianao indrindra amin\'izao taona vaovao izao.
kamovavy, watafon merci an :-*
18. sahary ( 10/01/2005 12:48)
yonika anampiako ny teninao teo,ny famelan-keloka dia sady manamaivana anao vesaran\'ny alahelo sy mampivitrana ndray ny fihavanana rava sady za mino fa na xana na tsia dia samy manaiky an\'izany daholo
19. kanty ( 10/01/2005 14:21)
Izaho aloha dia miombon-kevitra @ i Yonika sy Sahary koa e! Tena manamaivana mihitsy ny mamela heloka sady madio foana ny eritreritrao. Na ny mangataka famelan-keloka na ny mamela heloko dia tsy misy fidinana @ toerana ambany mihitsy fa tsy misy tsara noho izany. :D
20. yonikafopl ( 10/01/2005 19:15)
marina mihintsy zany ka!!
tena mahatsiaro maivana mihintsy ka., fa tsy hoe midina ambany indrindra akory.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.4846