resa-behivavy ara-bakiteny
81. pitchou
(
19/01/2005 20:22)
fijo> ampio zany karetsaka ampirevy an\'i ramaso e!
karetsaka> zà tsy miditra @zany wa fa enao wa aza mody manonona ny hafa eo rehefa te-hirevy hiaraka @ ramaso fa mandahana! inn ary ity!
karetsaka> zà tsy miditra @zany wa fa enao wa aza mody manonona ny hafa eo rehefa te-hirevy hiaraka @ ramaso fa mandahana! inn ary ity!
83. majakely
(
21/01/2005 11:19)
Reto retsaretsa reto misy hifandraisainy amlay sac à main dôly,,,,??????
85. pitchou
(
21/01/2005 19:50)
:-D :-D :-D zany nen\'i karetsaka sy fijo! inn hono no hidiran\'i ramaso any anaty sac à main!!!!
87. ikaretsaka
(
21/01/2005 23:12)
oadray! Ramaso no mijery hoe misy fimailo ve any sa misy takokenatra extra na otsotsan\'izany
88. yonikafopl
(
22/01/2005 00:27)
hihihihhhihi zany ve fahitan\'i Ika any anaty sac a main\'i ... daholo??? :-P
92. petit
(
26/01/2005 11:45)
Ol\'ty ry fijo â, inona no mba fitondrn\'là. Ny manko cartable mihitsy fa hiny no mahatondra betsaka. Ny viavy sasany ve tsy string sy figo sns no ataony ao. :-D :-D :-D
94. fijo
(
26/01/2005 23:03)
petit za aloha dia tiako ny tanako raha tsy misy ninoniona e posy ihany de vita
96. yonikafopl
(
27/01/2005 22:55)
hihihihhhihihh
hafa mihintsy ny fahitan-dry petit any anaty sac ndry sipa zany an :-P
hafa mihintsy ny fahitan-dry petit any anaty sac ndry sipa zany an :-P