resa-behivavy ara-bakiteny
143. chipie1
(
08/02/2005 11:32)
de izao refa hivoaka de verifiena tsara aloha hoe aiza ny lakilé sao hadino
144. pitchou
(
08/02/2005 19:43)
d aleo kou mitondra lampy d pôsy kely! satria raha vao mandrehatra jiro d tonga d wain be! hihihi
fa ny loza raha le mitsaitaika iny d tsy mandrehatra jiro d voahidy tsara ny trano d misy mandrehatra ny jiro, kaykaykay
fa ny loza raha le mitsaitaika iny d tsy mandrehatra jiro d voahidy tsara ny trano d misy mandrehatra ny jiro, kaykaykay
149. ikaretsaka
(
10/02/2005 01:18)
de rehefa mivoaka alina ko ry sipa de az amanao talons fa tena tsisy hatoriana le...
ny andry cousines nay taloha zany nama dena mahatsiravina mihitsy fa ny bandy efa mba any @ 'vohitry ny nofy" de mikadrokadroka le talons.. tena leeeetie e!
soa ihany fa nbola bandikely t@ izany (11-12 ans) de faly ery rehefa avy eo fa hitondrany bonbon suvctte sy barbapapa na ambona mazikita de tsy mandaza @ ndry bebe!

150. kinaoly
(
10/02/2005 10:48)
fa ny sipa kosa vitsy ny mangalatsa bibil refa hivôka al e, ny bandy matetika mahavita manosika daba en douce sur 300m de montée refa hivôka @ al hihihi =))
151. ikaretsaka
(
10/02/2005 15:52)
iny indray aloha de marina :oops:
de oazana ny contra ataky !!!
de gaga ny olona rehefa avy eo hoe fa nankaiza hoa le daba t@ maraina fa nahoana no ity 4l ity foana no etina rehefa alina ?
raha mba fantany manko fa iny moa contre atakena!
points mort midina fidinana hatrany andohalo ka hatrany analakely... any vao velomina!! sady mitsitsy lasantsy!

152. pitchou
(
10/02/2005 18:43)
fijo> aza be kiredy wa fa nareo no tena loza! tsy mila mamorona ny @ zany fa tsisy ze tsy mahalala!
156. kinaoly
(
11/02/2005 13:06)
fijo> hihihi ao njay aza e, fa efa gain lisany klou na zany azany :^)
157. pitchou
(
11/02/2005 21:26)
fijo> kou zany! te-hitsikilo poketram-bhv eo! d tsy maintsy resahanay kou ny ataonareo! :p