resa-behivavy ara-bakiteny
121. ikaretsaka
(
05/02/2005 15:48)
ka "cekezem" io ko.. ny sasany any @ radio vazo gasy no "mandoaka diska" de za mba eto e! (l) :P
122. kinaoly
(
05/02/2005 16:07)
samy hifangôka ve zany? :roll: humm tseleou ve manao break de makany @ mpanefy vy fotsy manetsina ny mitété :-D
124. kinaoly
(
06/02/2005 08:52)
ny ao anatin'ny kitapo na kôpetsa-na sipa (standard ty an):
- mosouara
- karatsa isankarazany
- stylo
- fanoratana (agenda organizera post-it)
- tampon na serviette
- fitaratsa kely (na makiazy na tsia)
- miniature-na parfum :-D
- mosouara
- karatsa isankarazany
- stylo
- fanoratana (agenda organizera post-it)
- tampon na serviette
- fitaratsa kely (na makiazy na tsia)
- miniature-na parfum :-D
129. kinaoly
(
07/02/2005 08:24)
pitchou ieka marina hihihi
ramaso> tamza mbola kely no nanaou anzany (19ans ny farany hihihi) refa kamo sy tsy manaou sport de tsy mitonja afa-tsy stylo 1 de bloc note 1 nefa ande hianatsa, de asitsika any anaty tee-shirt le bloc note (pô izienik di tou)fa refa tonga @ taona sy situation ray zay de tsy mentsy mbo mitonja kitapo any e zayle fiainana kou :-D

130. chipie1
(
07/02/2005 11:47)
kinaoly > eka marina mahintsany ! sady tsy zakany paosy tsony ny tokony hoentina refa tonga @ le taona zay ... :-P
131. Nananie
(
07/02/2005 11:52)
Sady raha hoentina @ tànana kou de very fôna 'zay nentina.
Sady za koa tsy tia tsy mitondra sac 'zany fa ôtran'ny hafahafa be.
Sady za koa tsy tia tsy mitondra sac 'zany fa ôtran'ny hafahafa be.
139. Ramaso
(
07/02/2005 19:33)
taha za lo de mankany @ tantine za de mba midodo eo @ salon aloha de @ maraina mody..
@ zay raha anontanian'i bainina de we za tany @ ndry tantine ka
@ zay raha anontanian'i bainina de we za tany @ ndry tantine ka
140. mumu
(
08/02/2005 10:41)
kinaoly vôtery nampaneno sonnerie :-D
de avy eo tonga ny question taiza zao va mody niaraka tamin'iza etc.... :evil:
de avy eo tonga ny question taiza zao va mody niaraka tamin'iza etc.... :evil: