resa-behivavy ara-bakiteny

61. fijo ( 06/01/2005 22:30)
pitchou an ny ahy fimailo izay misy ka.rehefa mety ampiasaina dia izay,satria za mailo
62. pitchou ( 07/01/2005 14:22)
ramaso> :-D mbela kosa enao tery ambony biraoko fa tssss! maty hasina ny biraoko sady hanimba zavatra eo!
kou raha ho any @ farmasia ihany tsy aleo tonga d any? hihihi!
63. xxx ( 07/01/2005 15:15)
oay ko i pitchou.. nga rehefa lasa ny tokoa misy an zany hoe maty hasina ny biraoko izany..
efa vita fao tadidy!
64. pitchou ( 08/01/2005 18:45)
ary hohidiko lakile ny biraoko rehefa tsy ao aho sao asavoritahareo eo daholo ny asako raha izany
65. ikaretsaka ( 08/01/2005 18:53)
henonay foana ny ataonareo sy ramaso ao @ birao ao na hidina lakle aza ka..
mety tsy hahita zahay fa mandre!
66. fijo ( 11/01/2005 21:38)
izay ilay hoe voalavo taitra ka lavaka ihany an.ok ramaso
67. ikaretsaka ( 12/01/2005 05:52)
he he
68. pitchou ( 12/01/2005 15:04)
tsssss> ramaso nga mahita na ny lalana mankany @ biraoko aza ! tsssss
ny mankany @\'i ........ no hitany tsara
69. ikaretsaka ( 12/01/2005 16:03)
atoroy azy re!
70. fijo ( 12/01/2005 22:55)
atoroko azy ve ry pichou?
71. pitchou ( 13/01/2005 00:41)
ndray! atoro azy ahoana? kou efa fantatra v we inona no fanaony any amina birao d mbola atoro azy ihany!
fijo> tandremo sao atoronao azy an! bedy enao
72. ikaretsaka ( 13/01/2005 02:41)
ka sao de mba misy ilanao azy ko
73. fijo ( 13/01/2005 23:14)
hi hi hi hovao ny fiasana ry pitchou an
74. pitchou ( 14/01/2005 10:29)
karetsaka> rehefa misy ilana azy d aleo mankany @ biraony e! hihihi
fijo> hihihihihi! efa niova hy lalana fa tsy iny intsony ka!
75. ikaretsaka ( 16/01/2005 02:04)
tsss pitchou ity tsy mba mitsinjo ny namana mihitsy... mab asianareo sy raaso trace eo @ bureau anao eo e
76. pitchou ( 16/01/2005 19:10)
karetsaka> ary tsy aleo v ramaso any aminao no alefa e! tonga d entinao @ pikla izy d jerenao @ retroviseur! hihihi
77. ikaretsaka ( 16/01/2005 20:07)
ka RAMASO ange no atao hijhery fa tsy za no hatao hijery azy e
78. pitchou ( 18/01/2005 20:27)
d mifampijery nareo 2lahy ka!
79. ikaretsaka ( 18/01/2005 22:47)
aleo nareo 2 no mirevy eo @ bureau eo ka
80. fijo ( 18/01/2005 22:53)
ampireveo izy ry zareo an
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.1616