resa-behivavy ara-bakiteny
41. chipie1
(
03/01/2005 15:57)
za efa tratra anle hadinoko tany anaty sac iray ny zvt tena nilaiko fa voatery niverina :-D
45. pitchou
(
03/01/2005 19:30)
karetsaka> alohan\'ny hivoaka ny trano kosa ange d tsy maintsy mijery izay zavatra ilaina entina e! fa tsy hoe ity ny poketra d lasa fa tsy fantatra na ilaina na tsia ny ao anatiny! d le kolera indray: marina fa pasipartou ny mainty saingy raha iny foana koa d otran\'ny hoe tsy mihinana afatsy chips mandava-taon d tsy hita ze tsirony tsy hita ze maminy
46. pseudo
(
03/01/2005 19:52)
resa-be vavy an!
de aza adino ary ny entana e! de tandremo kou ny entana sô misy manambôtra! :-D
de aza adino ary ny entana e! de tandremo kou ny entana sô misy manambôtra! :-D
48. mihanta
(
04/01/2005 10:33)
nen\'i pseudo nga refa mande d ahantona ny entana fa tsy manaraka eny? :-D
50. kinaoly
(
04/01/2005 12:06)
pseudo : entan\'inn marina aloha le amboarina? :roll:
tsara be ny mahita anle vevavy mitonja anle kôpetsa kely reny de mitonja anle harona gasy. na miaraka na tsy miaraka le koulera de tsara fona
tsara be ny mahita anle vevavy mitonja anle kôpetsa kely reny de mitonja anle harona gasy. na miaraka na tsy miaraka le koulera de tsara fona
52. mihanta
(
04/01/2005 13:05)
sao d zay le harona siana entan\'i pseudo :cry:
ny vevavy mitonja poketsa ary ny bandy kosa mitonja inn? :-D
ny vevavy mitonja poketsa ary ny bandy kosa mitonja inn? :-D
54. pitchou
(
04/01/2005 18:44)
d entin\'i karetsaka zany le sipa mitondra poketra! d samy entin\'ny daba nareo! d ilaina miady koulera @ le poketra kou v le daba mitondra?
57. pitchou
(
06/01/2005 18:17)
karetsaka> d tsy maintsy poketra mifanaraka @ jaune jaune fona zany!
fijo> ary ny fimailon\'i fijo ve atao mitovy @ lokon\'ny poketra kou? d zany hoe fimailo ao anaty poketra entina mandeha fiarakaretsaka samy miady koulera!
fijo> ary ny fimailon\'i fijo ve atao mitovy @ lokon\'ny poketra kou? d zany hoe fimailo ao anaty poketra entina mandeha fiarakaretsaka samy miady koulera!