resa-behivavy ara-bakiteny
22. ikaretsaka
(
30/12/2004 23:15)
tsss tena aleoko ihany ny sakaosiko raha izany le !
iny omby ao aby na kahie na tenisy na bol basikety na ny sac an\'i kit....
na ny gouter!
iny omby ao aby na kahie na tenisy na bol basikety na ny sac an\'i kit....
na ny gouter!
23. sariaka91
(
31/12/2004 11:20)
ny ahy aloha dia modèle sécurité 100 % tsy azo sokafana raha tsy miala ao andamosina ilay izy. C\'est moins féminin qu\'un sac à main classique mais je ne me suis jamais fait voler le moindre objet. (l) (l)
24. ikaretsaka
(
31/12/2004 14:53)
dia inona ny tena tanjona izany e? ny hizesta sa ny hiaro ny entana tsy ho lasan\'ny olona?? :?:
25. booboo
(
31/12/2004 15:20)
@ zay re tsy vingitina @ tànana aby ny raha dé sady koa tsy mora angalarina
26. pitchou
(
31/12/2004 18:25)
karetsaka> ka matetika ny akanjo miaraka @ sac kely tsy natao itondrana enta-be kou ka! fa raha sendra dia azo atao tsara ny mivimbina panier, tsy panier na basket aory na panier à linge fa harona mifanaraka @ le akanjo!
sady mahakamo kou ange zany hoeporte monnaie kely iray no ao anatiny nefa sacoche ngozabe ty entina e!
fijo> nga ny fimailo entina mandende aiza?
sady mahakamo kou ange zany hoeporte monnaie kely iray no ao anatiny nefa sacoche ngozabe ty entina e!
fijo> nga ny fimailo entina mandende aiza?
28. mihanta
(
02/01/2005 20:46)
refa hiver vao tena mampuasa maintsy fa refa printemps ete kosa d mba kolera hafa
33. chipie1
(
03/01/2005 11:24)
mihanta>de tanjemo aza sao hadino ary anatinlé poketra iray ny zvt tena ilaina refa miovaova hihihi...
35. ikaretsaka
(
03/01/2005 13:38)
eny tokoa hoa
raha ohatra izany avy any @ le poketra be mankany @ le poketra kely.. dia inona aby ny entana tsy maintsy afindra ohatra dia inona ny mijanona?
raha ohatra izany avy any @ le poketra be mankany @ le poketra kely.. dia inona aby ny entana tsy maintsy afindra ohatra dia inona ny mijanona?
38. booboo
(
03/01/2005 14:16)
ny entana tsy maintsy afindra : CB sy ny ticket bus sy ny mouchoirs sy ny CIN.
Ny mijanona : ny ankoatra ireo.
Ny mijanona : ny ankoatra ireo.