iza no bandy bogosy ndrindra eto an-tany?ra ny ah lo de keanu reeves e!
41. crrlanto
(
10/12/2004 18:03)
Nya ahy ny tiako ny tavany dia ilay atoahoe Russel Crow, dia avy eo Richard gere avy eo denzel whasington
44. rvoulah
(
06/01/2005 15:38)
ny bogosy indrindra amiko de ny olona miaraka amiko de tsy iza fa ilay malalako tiko be izay (l)
47. bichette
(
06/01/2005 16:15)
i michael dudicoff nanao tamin\'ny american ninja sy richard gere bien entendu....
50. kanty
(
10/01/2005 15:18)
Misy miteny ao hoe Beckham dia za ndray ary hilaza hoe Raul
Dia i Hugh Jackman koa tsy ratsy...d i Brendan Fraser rehefa tsy mitapitapy loatra

52. keirra
(
12/01/2005 12:23)
tsy ratsy tokoa lo hugh jackman e!
anampiako an\'lé Beckham teo Morientès,fa tatoato lo lery toa ohatran\' lasa antitra 8O

53. bichette
(
12/01/2005 13:13)
iza indray hono izany no sipa manja indrindra hitanareo fa midongy ry zalahy ato
54. fijo
(
12/01/2005 22:32)
bibi ,de mihanta de yonika,de kitjo,de cutie,de pitchou de nananie,de chipie,de izay.
kay le de MUMU sao hadino fa loza be
kay le de MUMU sao hadino fa loza be
55. kanty
(
13/01/2005 12:09)
Ekeko lo le Morientes eee...mitovy tsika am zay...
sipa manja....mmmmhhh....misy betsaka...
Le miss Mada efa talou be iny zao hitako hoe tena manja...nifanena taminy a mantsy ndray mande fa tena milay izy e...
Catherine Zeta-Jones, Angelina Jolie, Nathalie Portman...Meg Ryan mafatifaty...
:D

56. kanty
(
13/01/2005 12:11)

58. mumu
(
20/01/2005 12:58)
fijo efa nainga hadino mintsy zay an!! fa sôtsa na de zany aza e!! :oops:
60. nanita
(
21/01/2005 21:13)
keirra> Tena mitovy fijery isika izany. I Keanu Reeves koa ny ahy ny acteur tena tiako, ary lery le mody tsy taitra nefa tena einn...!