iza no bandy bogosy ndrindra eto an-tany?ra ny ah lo de keanu reeves e!
1. keirra
(
19/11/2004 15:48)
iza kay ny bandy hitanareo hoe bogosy ndrindra eto antany?
novalian'i nanita ny 21/01/2005 21:13
3. chipie1
(
19/11/2004 16:04)
samy manana ny fijeriny io ny bogosy amiko zao mety oe ratsy be amny i mumu oatsa :-P
4. kally
(
19/11/2004 16:59)
Ny ahy ny vadiko no hitako fa lehilahybôgôsy sy tsara indrindra eto an-tany kah!
7. ramoul
(
19/11/2004 22:03)
nikopol> mitovy zany ny antsika ko!
fa ny itako an! i Jimm Carrey no tena tsara indrindra :lol: (The Mask)
fa ny itako an! i Jimm Carrey no tena tsara indrindra :lol: (The Mask)
8. lejim
(
20/11/2004 01:07)
Lehilahy tsy mba ratsy hozin\'ny hira any aminay izay. Samy bogosy amin\' ny sipan\'azy io olo jiaby io.
Indrimdra ny manana sombotro voa haniry! 8)
Indrimdra ny manana sombotro voa haniry! 8)
9. xxx
(
20/11/2004 06:59)
ny tiako ny tarehiny fa tsy d bogosy : Chris Judd (ex vadin\'i J.Lo)
ny tsy d masosotra : Usher (tsy bogosy koa fa misy charme)
d mbola betsaka no tsy bogossy nefa mahafinaritra ahy ny tarehiny.
fehiny :ny bogossy mora mankaleo aleo le mateza dinihina.
ny tsy d masosotra : Usher (tsy bogosy koa fa misy charme)
d mbola betsaka no tsy bogossy nefa mahafinaritra ahy ny tarehiny.
fehiny :ny bogossy mora mankaleo aleo le mateza dinihina.
10. mimie1
(
22/11/2004 09:32)
ianareo kosa rangaha aza manao an\'izany fa ny gasy koa anie milay e tsy fantatrareo angaha fa ny gasy anie hono anisan\'ny bogosy eto an\'tany e ny ahy aloa dia aleoko ihany gasy ee! (tovo j\'hay izao misy charme milay mihintsiny kix koa ohatr\'izany :)
12. angie
(
22/11/2004 11:02)
Aleo le mahafatifaty ireny kah. ny bogosy tsy dia mahataitra fa enjehan\'ny alika :-D :-D :-D
i Rungi no bogosy amiko e :D
i Rungi no bogosy amiko e :D
13. fijo
(
22/11/2004 20:50)
ramaso,ikaretsaka;niko,jhouhl, ravato ,za koa tsy hadino,six,hery,maro izahay ato no bogany ka.mahazo mifidy ianao.
16. arimalala
(
23/11/2004 10:59)
ny ahy alou ny bandy akama rehetra ato @ serasera d bogany daôly e
