iza no bandy bogosy ndrindra eto an-tany?ra ny ah lo de keanu reeves e!

1. keirra ( 19/11/2004 15:48)
iza kay ny bandy hitanareo hoe bogosy ndrindra eto antany?
novalian'i nanita ny 21/01/2005 21:13
2. xxx ( 19/11/2004 15:49)
za ka !ndraso fa omeko anao ny sariko!
3. chipie1 ( 19/11/2004 16:04)
samy manana ny fijeriny io ny bogosy amiko zao mety oe ratsy be amny i mumu oatsa :-P
4. kally ( 19/11/2004 16:59)
Ny ahy ny vadiko no hitako fa lehilahybôgôsy sy tsara indrindra eto an-tany kah!
5. mumu ( 19/11/2004 17:34)
chipie1 nentsika 2 tao mitovitovy fôna knou!! :lol:
6. nikopol ( 19/11/2004 18:39)
dadanay hono no bogosy indrindra, mamanay no niteny zany
7. ramoul ( 19/11/2004 22:03)
nikopol> mitovy zany ny antsika ko!
fa ny itako an! i Jimm Carrey no tena tsara indrindra :lol: (The Mask)
8. lejim ( 20/11/2004 01:07)
Lehilahy tsy mba ratsy hozin\'ny hira any aminay izay. Samy bogosy amin\' ny sipan\'azy io olo jiaby io.
Indrimdra ny manana sombotro voa haniry! 8)
9. xxx ( 20/11/2004 06:59)
ny tiako ny tarehiny fa tsy d bogosy : Chris Judd (ex vadin\'i J.Lo)
ny tsy d masosotra : Usher (tsy bogosy koa fa misy charme)
d mbola betsaka no tsy bogossy nefa mahafinaritra ahy ny tarehiny.
fehiny :ny bogossy mora mankaleo aleo le mateza dinihina.

10. mimie1 ( 22/11/2004 09:32)
ianareo kosa rangaha aza manao an\'izany fa ny gasy koa anie milay e tsy fantatrareo angaha fa ny gasy anie hono anisan\'ny bogosy eto an\'tany e ny ahy aloa dia aleoko ihany gasy ee! (tovo j\'hay izao misy charme milay mihintsiny kix koa ohatr\'izany :)
11. keirra ( 22/11/2004 10:51)
ie kix tena milay ka !tsy adino koa rija tahina
12. angie ( 22/11/2004 11:02)
Aleo le mahafatifaty ireny kah. ny bogosy tsy dia mahataitra fa enjehan\'ny alika :-D :-D :-D
i Rungi no bogosy amiko e :D
13. fijo ( 22/11/2004 20:50)
ramaso,ikaretsaka;niko,jhouhl, ravato ,za koa tsy hadino,six,hery,maro izahay ato no bogany ka.mahazo mifidy ianao.
14. keirra ( 23/11/2004 08:39)
tss vao maika loza zany fa ha sarotra ny safidy !
15. bichette ( 23/11/2004 10:26)
ny ahy i ...... ato serasera no hitako bogany indrindra
16. arimalala ( 23/11/2004 10:59)
ny ahy alou ny bandy akama rehetra ato @ serasera d bogany daôly e
17. fijo ( 23/11/2004 21:18)
bitsio heo ry bichette?
18. bichette ( 24/11/2004 07:19)
bogany daholo ny ato fa i ?????? no premier eo imasoko
19. keirra ( 24/11/2004 11:06)
mba zarazarao rangah zany ry bichette a!
20. fijo ( 24/11/2004 21:10)
efa hoe bitsio kely amiko ko.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0085