iza no bandy bogosy ndrindra eto an-tany?ra ny ah lo de keanu reeves e!
21. yonikafopl
(
24/11/2004 22:07)
liana ery fijo zany hahalala, fa tsy ianao kosa ngamba ka, sa awona ry bichette?
23. keirra
(
25/11/2004 11:55)
ohatran\'toa hiombokevitra @bichette iany za refa avy nijery sary teo... :D
25. poupounesana
(
27/11/2004 10:02)
milaza fa bogossy daolo hono zareo ato @namana d maninn anefa zao rah adera2 zany!andao anontanina admin ra azo ametahana sary ato @forum!ho hita eo @zay zé tena bogoche!tokony manao miss sy mister sera2 ange, sa ahoana hozy nareo!
29. ravatorano
(
30/11/2004 11:42)
fanja>iza le hoe malalnao ?
fijo>marina izany tsika no milay sy bogosy indrindra jereo ny porofo rehetra eh fa misy sarinay maromaro ato.
Za tsy mahita vaza bandy bogany zany fa ny tena hitako d averiko indray , ikaretsaka,fijo,glou,roxan.six,fyjl,hery,ralay,ramoul,djoul,mcz,bainah,mozart mbola santionany ireo ah za mbola tsy ao ah :-D :-D :-D

32. poupounesana
(
04/12/2004 13:51)
zà alou ry reto mila mahita vao mino eh!ka d aderaderao ny hatsara-(mbikanao/tarehinao/....)nao rehetra ry bandy bogossin\'ny forum ah!
36. ravatorano
(
07/12/2004 09:22)
ika>ka marina zany letsy eh
poupou>zay tena izy lay mihitsy kah na mavesatra aza misy jerena mihitsy sady ny habeanay no tena mitondra ny bogossiténay kah ! sa aoana rafijo :-D :-D :-D
poupou>zay tena izy lay mihitsy kah na mavesatra aza misy jerena mihitsy sady ny habeanay no tena mitondra ny bogossiténay kah ! sa aoana rafijo :-D :-D :-D
38. fijo
(
08/12/2004 22:28)
izany mihintsy ravato an.vao miala any dia hoe:\"miala any indray ny ngeza\"