ohabolana momba ny vady
1. chipie1
(
05/11/2004 10:46)
inona avy no ohabolana momba ny vady ainareo ?
-raha tiana ny vady ny rafozana tsinjovy mande!
-raha tiana ny vady ny rafozana tsinjovy mande!
novalian'i naritsimba ny 22/02/2005 06:09
3. fatsoraly
(
05/11/2004 10:55)
\"Miravoravoa amin\'ny vady malalanao amin\'ny andronao rehetra mandalo foana, izay efa nomeny anao aty ambanin\'ny masoandro.\"
:*
:*
6. naritsimba
(
05/11/2004 11:48)
-vadin-joky kilalaon-jandry 5/5
milay be ny manao an\'io fa andramo ange eh!
-Vady azo teny ampakana kitay rava eo ampisonan\'afo.
milay koa zany eh!
milay be ny manao an\'io fa andramo ange eh!
-Vady azo teny ampakana kitay rava eo ampisonan\'afo.
milay koa zany eh!
13. tsilan
(
05/11/2004 18:19)
vady fiady, vady fitady
Tsy ampy tsy lany ohatran\'ny kilalaom-bady
Izahay no mpivady, ny ahy kilalaony moa ny azy filalaovako
Tsy ampy tsy lany ohatran\'ny kilalaom-bady
Izahay no mpivady, ny ahy kilalaony moa ny azy filalaovako
18. mumu
(
06/11/2004 11:02)
zay maharitra vadin\'andriana... zay tsy maharitra vadin\'inona mou????
20. xxx
(
06/11/2004 23:07)
Ny vadiko , vadiko ihany
Ny sipako vadiko koa
Vadiko ivelan\'ny trano
Vadiko iray faharoa
Atao kilalaon-jaza toy ny vadin\'ilay boka
Ny sipako vadiko koa
Vadiko ivelan\'ny trano
Vadiko iray faharoa
Atao kilalaon-jaza toy ny vadin\'ilay boka