ohabolana momba ny vady

41. chipie1 ( 16/11/2004 18:33)
dezy > hazavao klou fa toa tsy azo tsara :roll:
42. fijo ( 16/11/2004 22:38)
chipie>zarazarao ny famakiana azy.\"ny akoho no maty...\"izany hoe raha hamono akoho dia izy roa ihany no mila mifanaraka ao,
\"fa ny fanambadiana no raikitra....\"fa raha resaka fanambadiana kosa io tsy vitan\'ny hoe je t\'amour dia lasa izao(taloha)fa tsy maintsy ny lehibe no mifandinika sy manapaka azy.
ankehitsiny aloha efa tsy dia izay intsony e.
43. dezy ( 17/11/2004 10:19)
\"aza manao tahaka ny tsipolitra antitra ka vao seranina dia manara-damba\" na\" aviavin\'Ambohitromby ka vao hozongozonina dia miraraka \"
44. dezy ( 17/11/2004 10:22)
io efa nazavain\'i fijo io fa le fary lava vany dia fary mamy atramin\'ny farany tsy misy arina
45. chipie1 ( 17/11/2004 14:40)
fijo sy dezy >sotra :-*
46. fijo ( 17/11/2004 22:00)
aiza ary ny chips nay raha izany.
47. pitchou ( 18/11/2004 14:22)
ary fijo ity d sakafo fôôôôôôna!
48. chipie1 ( 18/11/2004 14:28)
pitchou> f\'inn wa
fijo>tsy maintsy asiana resaka sakafo fona raha vao mahita irika kely :lol:
49. fijo ( 18/11/2004 22:14)
mihinana mba hovelona hono ko.
50. dezy ( 20/11/2004 12:14)
kanjony zany rafijo fa fitiavana tsy de mavoky a!ma nona aza de tsy mavita zay atao ela refa nona ,asio kaly ihany :-D :-D :-D :-P
51. pitchou ( 20/11/2004 15:09)
aza manao toy ny fitiavan\'i fijo ka vao mahita kaly izy d avelany eo! :wink:
52. fijo ( 22/11/2004 22:27)
fa ataovy fitiavan\'i pitchou vao mikaly ianao dia lasa izy.
53. naritsimba ( 23/11/2004 07:25)
-Fanambadiam-boalavo ka samy mikepoka ny azony.
-Tovolahy manambady rafotsibe, hitositosy toa renibe, avela @ izao anjara vadin\'ny tena, hany hery sisa dia ny loa-bary sisa andrasana aminy.
54. bichette ( 23/11/2004 10:36)
marina ohabolana daholo ve ireo ? sa misy noforonina ny sasany .... :/ :/ :/ :/ :/ :/ :^) :^) :^) :^) :-o
55. naritsimba ( 23/11/2004 10:56)
Zà aloha tsy mamorona ry bichette, kanefa ny ohabolana ange azo foronina fa miankina @ zava-mitranga no maha mety na tsy maha mety azy, ary miankina @ toe-javatra no ahazoana mampiasa azy.
56. iriniaina ( 23/11/2004 11:02)
mitari bady tsy lasa vodiondry ka hanome zara ho any sasany
57. fijo ( 23/11/2004 22:12)
ny vady toa ny fiara d\'occasion,tsy hay io na tsara na ratsy.fa ao vao hita.
58. naritsimba ( 22/02/2005 06:09)
iriniaina> Toy izao ny fiteny, fa tsy io nosoratanao io:
-Mitafy lamba tsy lasam-bola mitafy @ ahiahy;
-Mihinan-kena tsy lasam-bidy mihinana amin'eritreritra ary ny;
-Mitari-bady tsy lasam-bodiondry hifanondroan'ny olona molotra.
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2583