ohabolana momba ny vady

21. kitjo ( 07/11/2004 10:09)
Aza miboridana imasom- bady...io moa?

ny anambadian-kiadanana fa tsy hoe ny anambadian-kiterahana an.hiihih
22. lanto ( 07/11/2004 11:37)
Misao-bady tanora ka mamela zara ho an\'ny hafa.
Ny vady tsy tiana no isaorana---> remercier eto.
Ilay lazain\'i kitjo io :\" Aza matoky fitiavana ka mitanjaka imasom-bady\".
Toa misy fitenenana ohatrohatr\'izao koa hoe : \"Ratsy vady an-trano ka malai-mody\" ?
:)
23. fijo ( 09/11/2004 22:14)
za faralahy ka mety amiko ilay vadinjoky le.
mpivady miady antoandro hono mampiady fipipizana amin\'ny alina.
24. sipagasy ( 09/11/2004 23:13)
mamorina injay i fijo annnnnn hihihihi :-D
25. fijo ( 09/11/2004 23:38)
ka diso ary ve io?
26. chipie1 ( 10/11/2004 11:26)
ny vady hendry de lova avy aminy ray
27. fijo ( 10/11/2004 22:34)
manambady miaramila mahazo raha matanjaka
sipa nanambady vaza antitra ka samy nahazo izay tadiaviny.
28. xxx ( 11/11/2004 18:16)
maditra, Ikaretsaka / \" Aza midera vady mahay mandihy \"
Samoina
29. xxx ( 11/11/2004 18:19)
Vady tokana tsy manala ! :lol: :lol: Diso aho fa hay hazo tokana tsy mba ala no tao an-tsaiko !!!
Samoina
30. pitchou ( 11/11/2004 18:35)
adin\'ny mpivady: ratsy maraina fa tsara hariva (ao raha!)
31. fijo ( 11/11/2004 21:58)
ka io anie ry pitchou le lazaiko eryambony ery hoe mampiady fipipizana e.
32. fatsoraly ( 12/11/2004 08:09)
Samoina> vady tokana tsy lalala? :lol:
33. fatsoraly ( 12/11/2004 08:11)
Oops! tsy malala fa diso tsopelina :-D
34. kitjo ( 12/11/2004 08:18)
Ny mpivady no miady ka ny ankizy no voaporiporitra ...izy ve io?
35. chipie1 ( 12/11/2004 16:20)
toy ny lambanakoho ny fitiavambady.
36. pitchou ( 14/11/2004 05:42)
fijo> fa angaha moa izany io fa tsy hoe lamba iray ihany no rakofana @ alina?
37. lanto ( 15/11/2004 18:44)
toa mahagaga fa betsaka ny ohb momba ny valala noho ny vady :roll:
38. chipie1 ( 15/11/2004 19:16)
ieny wa akia ry lanto mety isika ve no tsy mahafantatra? :?:
39. fijo ( 16/11/2004 00:31)
pitchou>an an tsy izany io.
40. dezy ( 16/11/2004 17:55)
\"ny fitiavana tony farylavavany ka tsy lany hamamina\":\"ny akoho no maty herany mpivady,fa ny fanam-badiana no raikitraeran\'ny lehibe\"
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.18