ny fihevitrareo lhl...
42. ikaretsaka
(
23/10/2004 19:43)
tsy te hahita anao hianjera aho ry pitchou de tsy te hiteny anoa hoe izany no very equilibra nefa raha izay no afaka hi demonntrena ity very equilibre anao ity dia mba satriko
43. pitchou
(
24/10/2004 05:37)
ttsssss! zà ndray zamè misotro toaka zany! noho izany zamè very ekilibra otranareo! satria le nareo mamo d mody miala pà we very ekilibra no resaka eto!
d hitanao kou fa mody manodina resaka nareo rehefa tratra? ttttttsssssss! aoka wa e!
d hitanao kou fa mody manodina resaka nareo rehefa tratra? ttttttsssssss! aoka wa e!
44. mimich
(
25/10/2004 13:07)
o ry zalahy ah! aza ahodina ny resaka, very equilibre satria avy nisotro toaka no resahina eto izany hoe mamo!!!
Fita wa ry pitchou, ika faly hanampy an-dramaso sy fijo fotsiny
Fita wa ry pitchou, ika faly hanampy an-dramaso sy fijo fotsiny
45. pitchou
(
25/10/2004 14:09)
mimich> very hatramin\'ny ekilibran\'ny maso sy ny resaka ny an-drizalahy akia a!
46. fijo
(
25/10/2004 23:43)
o ry sipa tiako aby o,tsy mpisotro toaka anie izahay fa mba mandray kely indraindray matetika e.dia mba very le ekilibra indraindray,ditsoka koa ny maso dia mena,ary entimpo dia mivahotra ny vava.ka aza homentsiny re,fa zakao e.
47. pitchou
(
26/10/2004 17:22)
ramaso o! sokafy b ary ny maso d aza apika mihitsy fa tsy hisy iray segondra hahavery ny ekilibra v rehefa tena te-hatory iny nefa mbola tsy maintsy ho ary @ wc! fa le we hianjera alou ... sarotra b e! zà mitondra tehana 2 b zao!
49. pitchou
(
27/10/2004 00:06)
kay! ary toa maniraka ndray ramaso fa tsy mahasahy akory? :?: fijo hendry be io v d heverinao hanao zavatra vinany otran\'izany?
54. pitchou
(
01/11/2004 18:28)
sady hijery sipekitakila hono ange izy ry mimich d mitady tsy handoa vola kou amboniny e!
fijo> alefaso aty indray alou le ekilibra fijo a!
fijo> alefaso aty indray alou le ekilibra fijo a!
56. pitchou
(
02/11/2004 18:44)
ramaso> ko no maika ery hijery raha tsy tiana? ttttssssssss!!!
d toute façon efa nandefansan\'i fijo ekilibra ah! d mahandrasa eo ramaso mitazana!
fijo> misaotra fa tena namana enao e!
d toute façon efa nandefansan\'i fijo ekilibra ah! d mahandrasa eo ramaso mitazana!
fijo> misaotra fa tena namana enao e!
58. pitchou
(
04/11/2004 12:01)
hita wa ry fijo! ary sao d tokony omenao ekilibra na eritreritra kosa ary izy io?