ny fihevitrareo lhl...

81. pitchou ( 27/11/2004 20:20)
mimich> anontanio any ary d lazao ahy e! :-D :-D
82. ikaretsaka ( 27/11/2004 21:32)
marina mihitsy izay ry pitchou de lazainareo anay ndray sefaveo
83. poupounesana ( 29/11/2004 14:23)
@18 zany no teneniko andry le izy mimich d aveo ampitaintsika @ i pitchou aveo! toa ahiako hisy lisitra hafa bdb hivoaka rehefa vitan\'ny fikaonandohantsika marina, nkony ry pitchou sy mimich eh?chipie koa tsy adino kah!
84. pitchou ( 29/11/2004 18:55)
hihihihihi! karetsaka aza manongila-tsofina an!
85. fijo ( 29/11/2004 23:17)
ka raha resaka avy any amin\'ny 18 izany manahirana ny fahamarinanay ko.
86. pitchou ( 02/12/2004 18:37)
d na enao mino na enao tsy mino kou!
87. fijo ( 02/12/2004 22:11)
manahirana izany ry pitchou an.
88. mimich ( 03/12/2004 16:04)
ka ny 18-nay anie ry fijo tsy mitovy @ 18-nao e :lol:
89. pitchou ( 03/12/2004 17:51)
afaka tsy mino ange fijo e! safidinao sy zonao ny mino na tsy mino e! minoa ahy enao fa tsy hisy hanery anao @zany!
kou ho hainy moa ve mimich izay 18 tsika any! fa heveriny fa ny 18-ny daholo ny an\'ny rehetra! :-D :-D :-D
90. poupounesana ( 04/12/2004 07:55)
le 18 alou daty ftsiny eh!saingy nahagaga fa le horesahina @ io daty d mifandray @nareo adala ihany kah tsy haiko zany na coincidence na ahoana! itchou sy mimich ah, omany alou ny stylo sy ttsy lavab han! toa ho lava manko le lisitra koa
91. hasn ( 04/12/2004 14:08)
:idea: :idea: very ny vevavy @io resaka io!
92. poupounesana ( 04/12/2004 15:00)
very ahoana ry hasn ah?
93. pitchou ( 04/12/2004 20:15)
hasn> lazao dieny mialoha alou zany resaka hahavery anay zany e! sao tokony tsy fihaonana iombonana no aleha fa hanao ny fihaonanay izahay :-D :-D :-D
poupoun> irony rouleau-na emballage irony akia atao a!
94. mimich ( 06/12/2004 15:07)
inn marina alou le mahavery fa tsy azoko e! sao dia i hasn kosa ary no very @ ilay resaka eto
95. fijo ( 07/12/2004 00:17)
ka lasa any amin\'ny 18 ny sipa ko tsy hovery ve izany e.
96. mimich ( 13/12/2004 15:32)
hay ve zany e!
97. pitchou ( 15/12/2004 07:37)
18 inn kay?
98. fijo ( 15/12/2004 21:22)
18n\'i pitchou.ilay mivoaka an antananarivo
99. pitchou ( 16/12/2004 06:11)
hay! @ lalana miantsinana? sa le mianantsimo?
100. stephane197 ( 05/05/2005 08:56)
sariaka91:

Nisy lohahevitra nanaitra ahy teto mitondra ny lohateny ho "Io tokantrano io". Ka maha te hanontany ahy anareo lhl ny hevitrareo mikasika tena anjaran'ny vhv eo @ tokantrano. Natao ho mpiasa antrano sy mpamokatra fotsiny ve ny vhv ?
Misy lhl mandray andraikitra betsaka @ tokantrano. Tonga avy miasa mbola mamafa, manasa, mampirina, mipasoka... Aminareo ve fahalemena izany, sa fanajana vady ? Sa dia fintinana fotsiny hoe hakamoan'ilay vhv fotsiny ?


Tsy misy zavatra ratsy mihitsy ireo andraikitra lazainao ireo na 1 aza fa dia miankina ny fifankazahoana ao antokantrano no tena zavadehibe. Raha samy manao io andraikitra io daholo kanefa tsisy fitiavana ao antokantrano d ahoana?


© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 1.2113