ny fihevitrareo lhl...

61. ikaretsaka ( 07/11/2004 00:15)
maromaro izy ato!
62. fijo ( 09/11/2004 00:37)
ka io le mopera dada ka (modada)
63. pitchou ( 10/11/2004 19:41)
fijo kou ao anaty lisitra!
64. fijo ( 10/11/2004 22:52)
za lisitra mainty,raha mahita taratasy mainty misy lisitra dia ao za e
65. pitchou ( 11/11/2004 19:07)
:-D :-D :-D inona alou ny mampiomehy an\'i ramaso e!
d lisitra mainty n\'inona alou no misy an\'i fijo?
66. fijo ( 11/11/2004 22:31)
lisitra maintin\'ny soratra fotsy.
67. pitchou ( 14/11/2004 06:21)
d aiza no mipetraka ilay lisitra fa mba tiana ho fantatra ihany ny mombamomba izany lisitra izany sao misy ilana azy any aoriana any kou!
68. fijo ( 16/11/2004 23:11)
any ampiangonana ilay lisitra ka
69. poupounesana ( 20/11/2004 09:20)
:-D :-D :-D :-D lisitr\'ireo...... aleo tsy ho teneniko fa mampme be!!!sady mahamenatra :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :-D :-D :-D :-D
70. chipie1 ( 20/11/2004 10:12)
poupoune> teneno akia an
71. pitchou ( 20/11/2004 15:43)
f\'hita hoa! mba teneno akia poupoun a!
72. fijo ( 22/11/2004 22:21)
lazao hoe henona.
73. fijo ( 23/11/2004 22:23)
aleo izy hilaza azy e
74. mimich ( 24/11/2004 12:06)
:roll: :roll: :roll: mba liana @ izany lisitra hivoaka izany e!
75. fijo ( 24/11/2004 21:57)
aiza i poupou e
76. poupounesana ( 25/11/2004 09:47)
chipie d pitchou d mimich aleo tsy eto no hoteneniko le izy sao d voatoraka ny voatibia eto aho!sady ny voatabia zao anaty boity!fa zao ny indisy! le izy koa anie efa fantatrareo tlo fa odianareo faninn e! le izy alou d ratsy eh sady mampme eh!tsy manakivy an\'i fijo aho fa d zay ny tena marina ftsiny :twisted: :twisted: :twisted: :twisted: :-D :-D :-D
sa tin\'i fijo ho teneniko eto le izy?teneniko zany?
77. fijo ( 25/11/2004 23:22)
lazao ry poupou an
78. ikaretsaka ( 25/11/2004 23:33)
ao fa teneno fa asiako bouclier ry poupou an.. ef azay sy i fijo ve no garant de.....
79. poupounesana ( 26/11/2004 07:05)
manomboka @ A ny teny voalohany!
d M ny teny faharoa
zany hoe lisitr\'ireo A..... M........
80. mimich ( 27/11/2004 16:18)
ika sy fijo> :-D :-D za afaka manontany an\'ny poupoune mivantana zao fa nareo no sahirantsaina e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.2818