ny fihevitrareo lhl...

1. sariaka91 ( 06/09/2004 14:26)
Nisy lohahevitra nanaitra ahy teto mitondra ny lohateny ho "Io tokantrano io". Ka maha te hanontany ahy anareo lhl ny hevitrareo mikasika tena anjaran'ny vhv eo @ tokantrano. Natao ho mpiasa antrano sy mpamokatra fotsiny ve ny vhv ?
Misy lhl mandray andraikitra betsaka @ tokantrano. Tonga avy miasa mbola mamafa, manasa, mampirina, mipasoka... Aminareo ve fahalemena izany, sa fanajana vady ? Sa dia fintinana fotsiny hoe hakamoan'ilay vhv fotsiny ?
répondu par stephane197 le 05/05/2005 08:56
2. fijo ( 06/09/2004 19:16)
izay indrindra.ifanampiana io fa tsy hoe i vavy irery na i lahy irery.
3. ainaheri ( 07/09/2004 06:46)
iraisana ny ao antokantrano fa saingy kosa ra misy vhv ao antokantrano sady tsy handihy no tsy hitsoka mozika tsy lasa koseee!!!
4. vegas ( 07/09/2004 18:47)
Marina dôly ny vôlaza.
Za ve de hiandry andramatoa handamina ra hitako fa mikorontana zao ny trano? Na oe andé hiantsena sy ahandro kaly? tsy haiko na misy milaza an' izany no fahalemena na aona fa amiko zany mandé ho azy. Tsy resaka fanajana araky ny voalaza etsy ambony koa aloha an, fa tena oe mandeha ho azy mintsy.
5. fijo ( 07/09/2004 21:45)
ok marina izany ry vegas.
6. ravatorano ( 08/09/2004 14:03)
ka inn moa no tsy antony tsy hifanampiana.zaho dia mba anisan ireo manao raharaha antrano na dia nikorontana ihanay aza izahay no tratran i fijo tao.hihihihihihi
Ny mahandro kosa no tena reveko aloha fa na izany aza tokony zarana ny raharaha ao antrano satria samy reraka avy mikandra daholo.
Raha tsy miasa kosa ramatoa fa manao ny raharaha ao antokatrano dia fanampiana kosa no mbo azo atao aminy ary sahaza izany.
Ny fanampiana ny vady amin ny raharaha andavan andro dia tsy midika velively fa fahalemena mihitsy. :wink:

7. fanja1 ( 24/09/2004 17:39)
fijo, ravatorano, ramaso, vegas misaotra anareo! hay kousa efa mba mivotra ny lehilahy! tohizo fa tsara! :-D
8. ikaretsaka ( 24/09/2004 17:42)
Tsy zahay lehilahy ihany fa
rehefa samy mivoatra ange dia mifanamboatra eo dia mandeha milamina ny fiainana e :-D
9. fanja1 ( 24/09/2004 19:08)
ikaretsaka marina zany ! :-D
10. pitchou ( 24/09/2004 19:32)
mhafinaritra! fa iza ary no niteny hoe tsy mety manampy sy manao raharaha ao an-trano ny lehilahy? ngamba tsy lehilahy gasy kosa no nolazainy o?
11. ikaretsaka ( 26/09/2004 22:50)
za mba gaga .. ifanampiana eo io e
12. mcfy ( 27/09/2004 00:41)
Ny vhv d fitaovana natao hahasarika mandrakariva ny lhl ka hahasariaka mandrakariva ny mpianakavy ao an-tokan-trano. Androany raha 91, d hiampy isaky ny mifandao sy mifankahita ka hampitombo ny fitiavana tsy ho ritra mandrakizay.
Fitaovana iray ihany koa hihantàna sy ho hampihantaina ka ny hisaraka no hampalaina ka ny alina re, satry mihitsy tsy haraina.
13. rambofrau ( 27/09/2004 09:14)
Fa izaho aloha ry ireto mahita fa ny lhl Rainiboto dia tena mahavita manao raharaha tsara mihintsy,ary mihoatra lavitra noho ny vhv aza.Oh:ny vadiko :-*
14. mimich ( 27/09/2004 14:22)
tsara rehefa ny lhl no mahatsapa fa ilaina nifanampiana ny raharaha ao an-tokantrano
ravatorano> tia mahandro hihihi, tsy lehibebe foana ny olona e! ka tafahaona tao nareo sy fijo , ny iray tia mahandro, ny iray tia mikaly ; ka nanao ahoan???? :-D
15. fijo ( 27/09/2004 23:22)
ih,ih,ih, mbola tsy nisy kaly tao nony tonga aho fa raha tsy izany efa sahirana tao ravato.
fa izao kosa aloha e.ny sipa gasy nony hitany fa manao ny lehilahy dia lasa kamo sy mitady ho be faniraka indray ka tsy lasa.
16. mcfy ( 28/09/2004 00:03)
fijo> hihi, f\'inn wa
17. pitchou ( 28/09/2004 10:46)
fijo> taiza ndray enao no nahita an\'izany? mba te-hihanta izy matoa \"mody\" maniraka kou!
18. chipie1 ( 28/09/2004 11:57)
pitchou> finn wa
19. booboo ( 28/09/2004 14:07)
re-finn wa :°)
20. yonikafopl ( 28/09/2004 15:18)
f\'hita wa ry reto :-P
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2024 - page load 0.936