Inona ny hevitrareo momban'ireo lehilahy....
61. fijo
(
28/12/2004 21:08)
raha homenao aho dia ok ka
62. poupounesana
(
08/01/2005 06:41)
63. fijo
(
11/01/2005 22:12)
64. jhouhlambout
(
14/01/2005 11:37)
65. poupounesana
(
14/01/2005 14:04)
iray alina ariary? ataonao inn koa zé vola kely?
66. fijo
(
18/01/2005 23:14)
tsy ny vidiny no zavadehibe amiko fa le fanomezana ilay iray alina.
67. poupounesana
(
20/01/2005 16:19)
aleo enao omena iray hetsy eh! enao manko toa mampalahelo b ery
68. fijo
(
20/01/2005 22:06)
iray alina ihany dia ampy ka
69. poupounesana
(
22/01/2005 11:03)
ka zà tsy manana 1alina fa 1hetys tokana ihany no ananako! ka mila enao sa tsy mila?
70. fijo
(
25/01/2005 22:46)
be loatra izany fa iray alina e
71. poupounesana
(
01/02/2005 07:33)
72. fijo
(
01/02/2005 22:07)
73. poupounesana
(
02/02/2005 15:50)
ka tsisy koa!tany mena v hirehitra eh
74. fijo
(
03/02/2005 00:08)
75. poupounesana
(
03/02/2005 07:33)
tsy misy hoà!zay anie tsy manana an'zany eh!
76. ikaretsaka
(
03/02/2005 19:03)
ao fa
hetsiketsehan'i fijo ao e
77. yonikafopl
(
03/02/2005 20:35)
mba omeo aky izy io ry poupounesana aa :-P
78. fijo
(
04/02/2005 01:20)
homeo hono fa misy any hozy yonika
79. poupounesana
(
04/02/2005 09:06)
misy tokoa aty fa tsy azoko omena oll tsy mendrika izany
80. fijo
(
08/02/2005 22:35)
lelika an tsy mendrika ahoana indray ary ty.
©
Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 -
2026 - page load 0.0082