Inona ny hevitrareo momban'ireo lehilahy....

41. dezy ( 13/11/2004 08:42)
ary maranitra kou poupoun kely zany an :-D :-D :-D :-D
42. fijo ( 16/11/2004 23:00)
arimalala a.dia tsy mino ahy ve ndry.misy anie ireo vazaha ireo tsy mbola tany mada mihintsy nefa mitondra titre hoe \"spesialista momba an\'i mada e\",za koa toa izay.vakiko aby izay boky momba an\'io dia haiko.nefa aloha aza mino raha tsy mitsapa ahy e.
poupou kosa dia masiaka aminay LHL ery.
43. jhouhlambout ( 19/11/2004 15:17)
;-)
44. keirra ( 19/11/2004 15:53)
mahakrizy e!tsy ratsy le hevitra hoe omena toaka kely an!mba ampiana tosika kely izy de refa tsy hetsika izy de goodbye zany e!
45. poupounesana ( 25/11/2004 08:09)
c la verité ki blesse fijo ah!
46. fijo ( 25/11/2004 22:59)
poupou a za anie tsy blesse e.maontina fotsiny aho,sady tsy mahay mikoty sipa
47. poupounesana ( 26/11/2004 06:37)
zay mitsy le saka manafi-koho zay!zany ataonao zany mitys le mitovy @ le hoe tsy miady ah tsy miady fa kibay ankelika ihany!sa tsy zany?
48. jhouhlambout ( 26/11/2004 19:25)
Zany vé? Sao dia ianao no parao eo fotsiny?
49. poupounesana ( 27/11/2004 06:44)
tsy parano zà kah! efa nahita aho manko matoa miteny eh!efa manomboka haiko ny manavaka ny vary sy ny voatsiparifary
50. fijo ( 29/11/2004 22:55)
efa nahita ianao fa tsy mbola mahay ahy ka.tsy mahay mikoty sipa wa za fa ampianaro
51. ikaretsaka ( 01/12/2004 04:28)
poupou.. fa misy koa ilay hoe any am-bava vao mitsipona an :-*
52. fijo ( 01/12/2004 23:04)
izay no tsy hainy letsy e.
53. poupounesana ( 04/12/2004 06:48)
misy sakafo koa anie ramaso vao jerena d tsy mampitehinanana eh!tsy enao aza no tokony hafantatra an\'zany? @ireo masobeanao ireo!
raha convaincu @zany i fijo d mionona zany fa tsy hahazo sipa mitsy!zà alou mahay ry fijo fa aleoko tsy ampiasaina ny fahaizako sao enao tavela eo! :twisted: :evil:
54. fijo ( 06/12/2004 23:55)
poupou an mba ampianaro ihany aho e
55. poupounesana ( 12/12/2004 11:57)
:-D :-D :-D :-D
ka raha vo mahay b eo fijo d manjary mampijaly sipa kah! aleo tsy mahay ihany
ramaso, tena marina zany! hay kay tena miasa ny masobeanao han!
56. ikaretsaka ( 12/12/2004 14:23)
dia izay ilay hoe any ambava vao tsaroana e...
57. fijo ( 14/12/2004 00:16)
poupou an,mba ampio moa re fa te ahazo e
58. jhouhlambout ( 23/12/2004 20:02)
zany ry poupounesana a!
59. fijo ( 23/12/2004 21:33)
aiza i poupou e
60. poupounesana ( 25/12/2004 12:26)
inty aho eh! te hahazo tokoa v i fijo eh? hay! d zay teneniko zany d arahina tsisy adihevitra han! vonona alou s tsia eh?
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0088