Inona ny hevitrareo momban'ireo lehilahy....

21. chipie1 ( 27/08/2004 08:47)
fijo> inn njay no tianio tenenina tsss :roll: :-D
22. sariaka91 ( 27/08/2004 09:12)
fijo ve izany karazany ?
dia faly mahafantatra izany :^)
23. pitchou ( 27/08/2004 13:24)
rahatrizay maontina beeeeeeeee i fijo d asa foana izay hahazo an'ity forum ity! hihihi
24. kitjo ( 27/08/2004 13:43)
Mety mangina be ve?ihhiihihihihi
Asiana lohahevitra manokana oe "Ana-dray amandreny" :-D , fijo ny admin
25. pitchou ( 29/08/2004 11:58)
kitjo> hihihihihihihihihihihihihihih d raha vao tsy anatra no omena d bediny!
26. chipie1 ( 29/08/2004 17:24)
ie hevitra mety :-D
27. pitchou ( 30/08/2004 05:56)
ramaso> tsy maintsina? inn njay zany?
28. jhouhlambout ( 30/08/2004 10:37)
:-P :-D
29. xxx ( 30/08/2004 11:18)
ary ahoana ndray nareo @le bandy miseho hendry b rehefa miteny zvt ato @forum nefa kay izy no deban'ny jiolahy any @tanany any?
30. yonikafopl ( 30/08/2004 15:47)
hihihihihii
mcz raha tsy mahita lazaina za tsy nanoratra tato kou :-P
31. nyna ( 30/08/2004 16:57)
xxxxx> zany midika fa na deba aza izy mba manana sentiment ihany ary afaka maneho ny heviny tsara toy ny olona tsy deba rehetra!
32. fijo ( 30/08/2004 21:01)
chipie>ka misy manontany hoe mbola misy ve izany ,dia lazaiko hoe aza miyady lavitra fa za eto izy e. :-P :-D
pitchou>za nga tsy maontina?
33. jhouhlambout ( 31/08/2004 16:53)
:-D :wink:
34. fijo ( 31/08/2004 20:26)
ka izany ko
35. chipie1 ( 02/09/2004 07:21)
fijo> sady mbola virja no maotina ve? ountsss!!!
aleo ilamina :roll: :wink: :-D
36. fijo ( 02/09/2004 19:15)
chipie mahazo matoky ianao fa izy ity e. :-D :-D :-D
37. arimalala ( 12/11/2004 14:43)
d mba nofy atoandro kosa raha i fijo no miandry vevavy manao 1er pas zany e
eo no mody maontina eo ndray an
nefa fanta-daza ato @ forum
38. ikaretsaka ( 12/11/2004 14:56)
arimalala> hafa ange ny heo mahay ilay zavatra nefa tsy mbola nanao e
fijo mety ho virja fa hainy aby ny ataon\'ny tsy virja
ohatran\'ny hoe misy olona tsy mbola tany andanitra ( ilay mandeha sambondanitra io fa tsy resaka fivavahana sy finoana an) akory nefa hainy hoe misy an zao sy zao any.
39. jhouhlambout ( 12/11/2004 17:40)
40. poupounesana ( 13/11/2004 07:38)
resak b daolo zany fa ny lelà foana no manao 1er pas na io miharihary hoatran\'ny vay ankandrina na parsi!ary matetika le izy anefa no ataony ankolaka!mila mailo isika vhv satria henjana anie reo lelà ireo raha haka fo eh (tena manao manipulation mitsy reo)!na d tsy milaza zay tadiaviny mivantana aza izy d efa misy tetika izy hampitenenana antsika zay tiany ho tenenintsika mbola vao tazan-davitra ftsiny d efa hitany ny point faibletsika sy ny point fort-tsika!!izy tamy avy any tena miseho ho oll azo atokisana tokoa, tsy misotro izy hoe, tsy mifoka izy hoe ! efa misy tetika izy manao an\'iny fa tandremo!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0084