Inona ny hevitrareo momban'ireo lehilahy....

1. jhouhlambout ( 23/08/2004 23:40)
... hendry bééé sy maotina bééé dia tsy maintsy nareo no manao ny 1er pas sy ny sisa rehetra?
novalian'i fijo ny 04/05/2005 21:45
2. yonikafopl ( 24/08/2004 00:35)
raha mba tena hendry sy maontina mety tsy dia manahy fa ilay mandevin-diky an-tsalaka no gravy :wink:
3. fanja1 ( 24/08/2004 06:09)
d'acc avec yonikafopl za! jhouhlambout de maro² ny otr'izany raha misy
4. tequila ( 24/08/2004 07:47)
:? mandreraka
5. chipie1 ( 24/08/2004 07:47)
mety otrany tsy hisy zany kou...!
6. tsiperifery ( 24/08/2004 08:27)
Aleo hitan'ny havana tsy hendrikely sy tsy maotina be na tsy hisy hanao combien eny aza rizalà a ! Andraso moramora eny ny enième pas fa ny vodi-tsobika aza manana ny tandrifiny foana e ! :lol:
7. pitchou ( 24/08/2004 11:36)
aleoko alou somary mihanihany e! le maotina beeeeeeee manahirana raha mba te-hanao blague kely aza, na hoe misy mampiomehy aza eny an-dalana eny marina raha tsy hivandravadrany ny tena raha vao miseho ny nify? :lol:
8. mcz ( 24/08/2004 14:06)
yonika hha injy mahita lazaina foana resty hahahha :lol: :lol:
9. fijo ( 24/08/2004 19:45)
io maontina be io matetika manimba zavatra.
10. donemaskit ( 24/08/2004 21:13)
homena toaka kely dia basy ! :lol:
11. poupounesana ( 25/08/2004 14:58)
méfiez-vous de l'eau qui dort hoy le fitenenam-bazaha! ary diniho tsra tokoa anie ry reto fa bandy kalma indrindra no mahavita zavatra tsy ampoizina rehefa any ambadika any
12. lema ( 25/08/2004 17:14)
tsy bandy zany fa sarina bandy
13. fijo ( 25/08/2004 20:16)
ka izay le ambadika ka.mampalefaka ny maditra ary mampaditra ny malefaka.
14. jhouhlambout ( 26/08/2004 01:21)
:°) :-D
15. sariaka91 ( 26/08/2004 07:04)
lehilahy.... ... hendry bééé sy maotina bééé
8-) :-*
ça existe encore ?
:P
16. fanja1 ( 26/08/2004 09:22)
sariaka91 hihihihih
17. tsiperifery ( 26/08/2004 10:58)
sariaka91 > Vitanay izany raha tena tianareo saingy enareo indray no ahiana hanita-dalana fa mora tofoka @ izany toetra nofisinareo izany !!! :wink:
18. fijo ( 26/08/2004 22:13)
mbola misy tokoa ka.ndryyyyyy.aza mitady lavitra e. :-* :P :D :-D
19. ikaretsaka ( 27/08/2004 05:48)
mi existe ko
20. kitjo ( 27/08/2004 06:09)
Misy iznay k!
Ny oe maotina sns aloha tsara fa raha ilay lhl oe ny vhv dol ndray no mitarika ny rht fa manaraka fts izy toa ts mamely k, lasa ohatra "dominante" ndray le vhv fa tokon ny lahy no mitarika fa ifanarahana iany ny fanapahan- kevitra, Lasa maivandoha ndray izy raha oe nyvhv dol no mibaiko
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2026 - page load 0.0914