3 choses impossibles à réaliser par un homme
82. mimich
(
15/07/2004 14:52)
ka nga ilay zvtr tinareo afaka misaraka amin'ny vhv? noho izany tsy maintsytianareo ihany izany alo lé vhv!
83. lema
(
15/07/2004 15:09)
ka mitovy @ fary anie ny vhv e!
alaina ny mamy fa ny faikany tsy maintsy ariana sa tsy maintsy atelina ve ny faikany fa novidiana miaraka?
alaina ny mamy fa ny faikany tsy maintsy ariana sa tsy maintsy atelina ve ny faikany fa novidiana miaraka?
84. pitchou
(
16/07/2004 10:39)
d inona @vhv zany le faikany ry lema?
ary maninona raha angatahanareo entina mody fotsiny le tianareo any d avela ny ambiny handeha e? sa nga tsy misy le zavatra eny @ grande surface any? carrefour, mamouth, prisunic ... d any mividy e!
ary maninona raha angatahanareo entina mody fotsiny le tianareo any d avela ny ambiny handeha e? sa nga tsy misy le zavatra eny @ grande surface any? carrefour, mamouth, prisunic ... d any mividy e!
85. ari.malala
(
16/07/2004 13:09)
Ratsy toetra ratsy mintsy ty lema ty! Fary 'a fary! fary koa zany ny reninao?
86. xxx
(
16/07/2004 13:50)
mbola zà le xxx tsy mty mitonona anarana eh
lema, misy tadiavinay koa any aminareo any!ary zay mitsy angamba no mahatonga anay miaritra trèfle aminareo!
pitchou, d tsy mampalahelo b v ndry @ataon'io lema io?macho zany rah oll han!hitako alou izy fa dominer-dry tsara eh!vao miteny fotsiny pitchou d mipetraka lema!bravo pitchou!

87. lema
(
16/07/2004 17:50)
nénay sy pitchou houa couer ny jeu fa nareo ra te hiaritra trèfle dé miareta,tiko pitchou izy kou tia anah fa nénay tsisy miaritra zany sady tsisy mi-domine zany fa mifandefitra hatrany @ zay rehetra atao.
ari.malala:ka efa hoe ny vhv rehetra houa,ka tsy haioko ra vhv kou mamanay
ari.malala:ka efa hoe ny vhv rehetra houa,ka tsy haioko ra vhv kou mamanay
88. lema
(
16/07/2004 18:05)
pitchou:mba misangy ah ry neny fa aza masika eo kah!
nga any @ prrisunic misy pitchou amidy fa na misy aza any za tsy mila ny any fa énao no tiko.
nga any @ prrisunic misy pitchou amidy fa na misy aza any za tsy mila ny any fa énao no tiko.
89. xxx
(
17/07/2004 06:29)
lema han, tsy mba manaja reny mitsy! tsy manana anabavy koa ngah enao io eh? d inn tokoa alou le faikany eh! sady rah fary ary zahay, ka misy fakany maninn no tsy indray mandeha hoanina d ariana fa mbola tadiavinareo tazomina hoanareo rery eo sady hoaninareo imbetsaka eh? minana faikany anie zany nareo eh? raha ohatra izahay ka tena heverinareo fa fary misy faikany!!!! zany mitys le hoe mihinana ny naloany!hahahaha
90. pitchou
(
17/07/2004 15:15)
hihihi! xxxxxx hoa! lema nge mody be resaka eo fa raha vao mampirina akanjo ao anaty valizy aho d course be lery manafina ny lakilen'ny armoire e! soa fa efa misy akanjo rezerva ary ambadika ary! sady tsy hitany le toerana!hihihi
91. xxx
(
18/07/2004 07:46)
hitako avy eto mitsy ry pitchou fa tsy matanty ilaozana mitsy io lema io eh!ary tsy izy irery han! nefa bezesta ery! :-D :-D :-D :-D
92. lema
(
18/07/2004 11:39)
fa iza alou io XXL io e!
pitchou:tsika anie afaka miady fa tsisy misaraka zany eo
pitchou:tsika anie afaka miady fa tsisy misaraka zany eo
93. lema
(
18/07/2004 12:05)
pitchou:hay zany énao manao reserve foana?
néna ndray tsy akanjo ny reserve fa...........
néna ndray tsy akanjo ny reserve fa...........
96. lema
(
19/07/2004 15:58)
fa maninn ary no atao xxl foana zao anie mba hita dé mahafinaritra ny miresaka @ olona fantatra e!
poupounessa:bien
poupounessa:bien
98. poupounesana
(
20/07/2004 13:25)
lema, mba milay koa anie le misy suspens kely eh!sa tsy zany? tsy zany fa somary timide ihany aho ka raha vao mitonona anarana d hoatran'tsy sahy miteny zay tena tiako tenenina! :-P :^) :^) fa aleo hiseho any eh!@zay zà mijoro tsara@hevitro hany moa ô?
99. lema
(
20/07/2004 14:52)
merçi poupoun :*
omena bosous énao dé aza miteniteny an'i pitchou :lol:
omena bosous énao dé aza miteniteny an'i pitchou :lol:
100. poupounesana
(
20/07/2004 17:00)
:^) :^) Enao han!!!!ngah mila miteny fa tonga d fantany ho azy eny!jero tsara ange eh!ngah enao tsy mbola naheno momba ny "intuition féminine" ?rah edivany zà d enao han!! :wink: