3 choses impossibles à réaliser par un homme

41. zandryrija ( 04/07/2004 11:51)
1-admettre une erreur
manaiky aho rehefa tsy fika intsony
2-ne pas s'endormir après l'amour
Matory koa aho rehefa tsy mahay mandray anjara inareo (tsy miankina @ko izany io)
3-demander leur direction quand ils sont perdus
izaho mbola tsy very alou fa izay rehetra nalehako mahay miteny gasy daholo
hevitrareo ?
42. xxx ( 04/07/2004 12:00)
Toa lasa adin'ny lahy sy vavy izy ity ko!!
43. jhouhlambout ( 04/07/2004 12:16)
pitchou> Fa iza kay no nanomboka ilay resaka e? AN?

ari.malala> Ié mitady anjely aho!!
44. jhouhlambout ( 04/07/2004 12:56)
XXXX > Koa izao ary:
1-sy mahita @ ahoana ary!
2-vetivety kely izany fa tsy ela akory
3-zany an?
4-Lacrimis struit insidias cum femina plorat
5-ce sont des questions inutiles
6-aza miresaka mihintsy ary ho jerena an\'izany
7-vitsy² ny lehilahy @ ireny
8-Varium et mutabile semper Femina
9-Fa vitsy
10-tsara izany fa tohizo
11-belle strategie
12-oui
13-Hita fa marina ny lazaiko e!
14-soigner-o tsara ary
15-Quem amat, amat; quem non amat, non amat
16- koa efa hoe 7 jours fotsiny!
17-C\'est bien
18-Ka iny no ahitana ny mombanao
19-efa hoe vitsy hoa
20- Multa sunt mulierum vitia; sed hoc e multis maximum est, Cum sibi nimis placent, nimisque operam dant ut placeant viris
21- zany ve?
22-ilay antonony
23-excuse fotsiny zany e!
24-hihihi
25-marina mihitsy ny lazaiko e!
26-hajao ny fahadiovana
27-rarement
28-mba tour-nareo indray no mihetsika e!
29.oui
30-tsy izany fa ilay toetra miovaova manaraka ilay cycle no resahiko(calme-tezitra-mandreraka-faly-...etc).
31-j\'ai rien dit...
32-Fa inconsciement ao foana ilay eritreritra
33-eny ary e
34-Nulla fere causa est in qua non femina litem Moverit
35-j\'ai rien dit...
36-oui
37-Iza ireny milanjalanja eran\'ny tanàna ireny ary e?
38-eny e!
39-zany an
40-eh tsy fantatrareo tokoa mantsy....
41-et pourquoi svp?
42-angamba nefa iza no mahalala
43-zany ô? je voudrais voir ça
44-Viri in eo culpa, si femina modum excedat
45-exact
46-mais si... avoue!
47-Spectatum veniunt, veniunt spectentur ut ipsae
45. booboo ( 04/07/2004 15:57)
babaorhum, specatum, petibonhomme ...... hihihihihi.
Eh ! f'angah enti-po beeeeee ôtra zany ry namana sasany rehefa manome hevitra a !
46. kitjo ( 04/07/2004 16:20)
xxxx> le oe "les mecs" ve kalou ny lehilahy rht sa le sipanao no exemple hitanao d generaliser-na oe izy rht???

miala any ndray ny adin lahy sy vavy le!
efa oe mifameno reo matoa mifampitady fa lany andro mifanaratsy eo nefa vavy mila lahy iany, ny lahy ny vhv koa!
47. xxx ( 05/07/2004 05:35)
jhoul miandry kely alou fa mbola tsy nianatra latin aho ka mila mi-se-documenter kely
pitchou>les mecs en général io kah! mon mec n'est pas aussi primaire.mm s'il a des défauts, mba le azo leferina ihany ny azy, rah tsy zany v zà hijanona hiarak@ny!
48. xxx ( 05/07/2004 09:27)
kitjo manko fa tsy pitchou!azafady pitchou ah
49. xxx ( 05/07/2004 09:53)
oh ry jhoul ah, tena tsy fantatro zay tinao lazaina @le teny tsy tenindrzakao ireo ka zao! zay ankoatra alou no valiako!
1-mitampina t...y angamba ny msoanreo
2-ntss!misy oll efa firy taona hita eny foana
3-ie
4-?????????????
5-ekeko
6-tsy hiresak zay d haheno anareo mitabataba eo fotsiny
7-tu parles!jerevo ange ça va se savoir eh
8-????????????????
9-c pas ttes les filles non plus qui sont comme ça!zay mitsyanie ny problemanao eh!ampitovianao daholo zahay vhv rehetraretra
10-mety hiova hevitra aho
11-merci
12-mba mahalala priorité anie zahay eh! na d tsy resaka code de la route aza eh!nareo aza mila ampianarina
13-vao misy exception iray d efa tsy izy rehetra zany!donc tsy marina ny nolazainao! nandia fianarana v enao sa tsia eh?qd c faux c n'est pas vrai!il n'y a pas de demi-vérité pour moi
14-ie!zay mitsy
15-han?????
16-fito andro zany ny record-nao sy mandro sy misolo akanjo?
17- merci
18-fa zahay manana courage tsy manafina tahak'nareo!
19-hatr@zao izy alou no vitsy eh
20-blablablablablabla
21-ie
22-fa ny anay koa angah tsy le antonony? nareo anie no nijery filma b loatra eh
23-excuse @ahona ndray eh?ndana savao daholo ny salled bain'oll rah tsy mino
24-ka zany mitsy koa
25-tsy marina zany na andeha hatr@ny lohanao aza
26-enao no tokony tenenina an'zany d ny akolitanao rehetra
aoka alou fa noana aho

50. pitchou ( 05/07/2004 10:21)
jhoul> tsy izaho alou ary tsy xxxxxx! fa rehefa nivaky loha nanangona ny hitanao tany @ vhv-nao enao dia mba hahalasa théorème azy dia mba ataovy ao daoulll ny anay e! aiza v zahay hizaka ny toetran'ny hafa nefa ny anay tsy ao akory? ttttttttssssssss! mbola tsy vita ny asanao e!
51. jhouhlambout ( 05/07/2004 12:51)
pitchou> Inona ary no mbola tokony ho fantariko?
52. tenio ( 05/07/2004 14:52)
Toa misy la guerre be ato izany!!! jhoul sy pitchou, ampy izay ny fifandirana.
53. fijo ( 05/07/2004 22:30)
marina izany ry tenio.milamina fa aza miady izany an.jhouhl tohizo ny filazana ny marina.
pitchou mba maneke rehefa voalaza ny marina.ih,ih,ih
54. lema ( 06/07/2004 11:52)
asio anarana io XXL io e!
55. lema ( 06/07/2004 12:48)
ndao ifameno amizay tsisy ady tsony ato e!
56. mimich ( 06/07/2004 14:59)
way ko zany fijo, fa maninona i jhoul no asainao manohy ny tantara valamatiny nefa pitchou terenao hanaiky fotsiny ny zavatra tsy marina. hi!hi!hi!
lasa adin'ny lahy sy ny vavy marina izy ty. atsangano ny efitra e! ho hita eo izay tsy mahatanty fa mitsikilokilo!
57. fijo ( 06/07/2004 21:36)
mimich wa aza manao resaka mitsikilo fa tsy mety.za anie ka manao izay hiravonan'ny resaka e.
58. wawawa ( 06/07/2004 22:37)
Arakaraka an'ilay bandy kosa io e!
59. pitchou ( 07/07/2004 13:32)
hita hoa ry mimich! izay hitany tany @ sipany tany tsy koi fa zà tsy manaiky le lazainy hoe an'ny vhv rehetra ireo, nefa nenà tsy ao akory! zà v hiantsoroka ny an'ny hafa @ na pà eo?
ohatra: ny vehivavy tsy mety manaiky izay lainga foronin'ny lehilahy any! .... hihihi
d koa hoe: Tsy eken'ny vehivavy mihitsy izany hoe glace izany nefa tsy mangatsiaka! hihihi!
60. lema ( 07/07/2004 13:56)
samy miteny ny toetrany avy ary nareo dé ho hita eo zé tena iraisanareo e!
© Eugene Heriniaina - serasera.org 1999 - 2025 - page load 0.0697